Ahoana ity fikambanana White Revolution ity.

41. Herimiafina ( 21/09/2005 23:54)
Mbola tsy fantatrao akory ve de tsy tinao sahady. Ndraso fa meko brochure ianao, de hazavaiko amin'ny antsipirihany le fidirana mambra de ho hitanao eo le tombotsoa pôkaty isankarazany marobe miampy fampanantenana tsy misy sy fisolokiana mivandravandra.:-D:-D:-D:-D
42. cutie ( 21/09/2005 23:58)
ka za tsy te hiditra , izy zany ary efa pokaty :-D
43. Herimiafina ( 22/09/2005 00:09)
Eny ary fa alako daholo njay le akanjo G-Unit de te-hifanena aminao tsotra izao tsisy ady hevitra aho e. Dia ahoana?:-D:-D:-D:-D
44. cutie ( 22/09/2005 14:33)
vo maika mampatahotra zany :-D
45. Veloo ( 22/09/2005 16:27)
cutie :-D:-D:-D mety ny anjy retsy a
46. xxx ( 22/09/2005 16:29)
Tena henjana io fa na ry zareo manao fanalam-baraka @ le hoe maimbo ny mainty dia mody mikohaka mafy be na manondro tanana na mifosa. Izaho efa impiry tratran'izany. Tsy haiko hoe halan'ny fotsy hoditra fotsiny izao ve ny mainty na dia tsy maninona tsy maninona aza.
47. Herimiafina ( 22/09/2005 17:39)
Zay ndray ra-xxx de le tsy fahatantesana le diferansa no matonga an'izay an.

Mataoutsa be ry zareo fa sô de lasantsika dôlidôly le kandra milay sy le sipa milay zanaky ry zareo de anisan'ny fomba hiarovany ny manzé-manzé any ireny e.

Fa reny aza ne mba mivandravandra be le toetra e. Fa ny tsy tiako de le mody mampiresaka be sy manao akama be nefa ao ampo taralila be fa feno préjugés be.:-D
48. cutie ( 22/09/2005 18:12)
iza manao an'zany ?
49. Herimiafina ( 22/09/2005 18:48)
Le vazaha mody mifampiakama be amiko reny satria mataoutsa ana hoe mety le mainty violent be zah. Za nefa bandy malemy fanahy kely, tandrohan'ny boay kely foana tany ampianarana. Za 3eme tamin'io an, de le boay kely 7eme. :-D:-D:-D:-D
50. ravakamalala ( 27/09/2005 13:28)
F'anga Herimiafina tsy nahalala an lé fika hoe : "ee Dadanay ange polisy e!"
51. Herimiafina ( 27/09/2005 21:39)
Ka ny dadan'ilay bandikely kou zandarma raha tsy diso aho. ehehehheeheh:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6966