Ahoana ity fikambanana White Revolution ity.
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
21. Herimiafina
(
21/09/2005 17:19)
Korekta be misy rovidrovitra isankarazany, patalou anakiroa miampy kalisôna samy hita daholo de le patalou tsisy fekibo de midina eny amin'ny lohalika sady globaka be eo ampovoany. Kiraro phat farm de air force njainjay de tôngy koa njainjay, dia asina kely le collier 50 cent ireny de asiana kravaty kely mihantona eo amlé patalou de asiana kaskety NY mitongilana kely sy bandana menamena midorehitra. Degany an: G-Unit be mahintsiny.:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/6171280ec3495031033ed6df92a04aa9.jpg)
22. Veloo
(
21/09/2005 17:24)
eee tsy mahagaga raha mahana izy ka ny ankanjonao ratsy be knou :-D:-D:-D tsy jomaka ve zany fiakanjo zany? :-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
23. Herimiafina
(
21/09/2005 17:30)
Tonga izy de tara be mahintsiny kou. miaraka amlé maso balibaly be ankiroa, toa mitsiriritsa toa mi-fantasma amna bandy G-Unit e.:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
25. Herimiafina
(
21/09/2005 17:37)
Za koa aza mba gaga am-tenako hoe ti za de G-Unit klé :-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
27. Herimiafina
(
21/09/2005 17:47)
F'hita knou, tena mbola tsy nahita bandy tsizy mintsy ôtsana ty za. isaky ny 21 septabra izao de tsy serieux foana.:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
35. Herimiafina
(
21/09/2005 18:47)
Ary i Cutie izany anie mpifanena amin'ny alina amina G-UNIT mintsy e.
Hono hoa, aiza ny lalan'i Cutie refa mody? :-D:-D:-D:-D
Hono hoa, aiza ny lalan'i Cutie refa mody? :-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
37. Herimiafina
(
21/09/2005 23:34)
Tsy te-hifanena amiko zany ianao? Nefa za zany te-hifanena aminao.:-D:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
39. Herimiafina
(
21/09/2005 23:48)
Aza mataoutsa fa arouvako enao. Toriko teny de lasa mambra ny sekta G-Unit.:-D:-D:-D:-D