Fanaovana vakisiny any Dago. Misy hevitra ambadika tokoa ve?
41. Herimiafina
(
23/09/2005 19:11)
Misy tsotsoka mandinika be ze zavatra soratako ato de tsy misy zavatra fantany le teny gasy de kivikivy be i nedala ao afara ao. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D:-D
43. Herimiafina
(
26/09/2005 12:15)
Mody atao teny bizina be de miliara miliara, fa tonga de misolelaka be le tsotsionga ngambany. hehehehehe
45. Herimiafina
(
26/09/2005 19:07)
Zavatsa ny an-dry zareo tsy miteny mintsy enao raha tsy dolaka be e. tsy misy mintsy zany hoe akama madio zany fa matou zay enao manana akama tsotsoka de baibol be mihintsy no hieverany anao. hehehehehehe
46. pitchou
(
26/09/2005 23:30)
kay! d rehefa mirava ndray d mody mikoropaka be we nahita sopapa @ le loto
47. Herimiafina
(
16/10/2005 13:47)
Hehehehehe, ary efa hainao mihintsy izay izany an, hehehe :-D:-D:-D:-D
48. pitchou
(
16/10/2005 19:31)
ary maninn raha mody mihiaka kely, d atao boribory be ny maso 8O d mikorapaka be miala tao an-dakilasy sady miteny we tena nahazo t@ loto ndray ary e!
49. Herimiafina
(
16/10/2005 19:35)
De izy kou somary mody tsy taitra fa ny ampitson'iny vao mody manontany devoara de mody manao hoe ao antrano ve ianao rariva ? hehehehee,izy kou be fika be kah. hehehe :-D:-D:-D:-D
50. pitchou
(
16/10/2005 19:44)
d valinao fotsiny we ao an-trano fa manana rdv @ sipa ka tsy afaka mandray
51. Herimiafina
(
16/10/2005 19:46)
Eeeh, de mi insista izy hoe ary ahona radem na rafakadem, hehehehe:-D:-D:-D:-D
52. pitchou
(
17/10/2005 17:42)
d ampidirinao izy d vonoinao kely alou ny matos kou! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
53. Herimiafina
(
19/10/2005 14:16)
Inn mintsy ary ny tsy haritrao amin'ity resaka matoss ity ry pitchou, sa sao kosa de tara amiko enao de tezitra fa novonoiko le matoss niseraserako taminao. hehehehe:-D:-D
54. pitchou
(
20/10/2005 03:27)
raha tara v z) tsy ho nandeha bolida na formule 1 fa yssss!:-D:-D:-D:-D:-D