Fanaovana vakisiny any Dago. Misy hevitra ambadika tokoa ve?
21. pitchou
(
21/09/2005 19:22)
fa tena marina aky io notantaraiko io! d mbola misy dokotera gaga ihany raha misy olona tsy mahatoky ny fitsaboana ataon'izy ireny! :roll:
d aza sendran'le we diso diagnositika moa fa d asa fôna!
d aza sendran'le we diso diagnositika moa fa d asa fôna!
22. Herimiafina
(
21/09/2005 19:34)
Fa inona kay zany vakisiny zany, toa tsy hitako ato anatin'ilay diksioneran'ny fiainana hananako ato. mety mila update kely angamab ity, tssss.:-D:-D:-D:-D
23. pitchou
(
21/09/2005 19:51)
kou le izy aza efa we efa ela d ela no tsy azo nampiasaina intsony kou!!! sao ataonao @ olona hafa any kou dirandoza eo
24. Herimiafina
(
21/09/2005 20:03)
Za le vakisiny atao amin'ny tenda ireny ihany no haiko, le atao amin'ny alalan'ny vava. hehe:-D:-D
25. Veloo
(
21/09/2005 20:06)
pitchou a ie wa retsy mitandrema tsara mihitsy @ ireny dokotera ireny kle asa na reraka ry zalahy na ahona fa otran'ny tsy ahay intsony :-D:-D:-D
28. Veloo
(
21/09/2005 20:55)
odryyyyyy angaha niova sary njy ry hery? :-D:-D:^):^) ho jonla eo fa ataovy :-D:-D:-D:-D
29. Herimiafina
(
22/09/2005 00:40)
Ka tiako be mahintsiny io kou, fidiny ho ahy ve ny tia, tena amouré be mahintsiny.(l)(l)(l):-D
31. Herimiafina
(
22/09/2005 17:55)
J'esper ke tsy ôtsan'io njy refa tezitra ry Veloo fa tonga de angalako Mopera sy ranovoasina an.:-D:-D:-D:-D
33. Herimiafina
(
22/09/2005 19:34)
Nizarazara be njy zany, tsy hainjy tsony ve le tena sentiman tena izy amin'izao, toa falifaly nefa toa tezitezitra, toa tia nefa toa mankahala. Normal kah, efa mitady hitovy amin'i Herimiafina injy amin'io lafiny iray io.:-D:-D:-D:-D
35. Herimiafina
(
22/09/2005 19:49)
Ary Veloo ty koa ve tsy miasa fa toa mi-chat miaraka amiko ato foana e? Za ne ry Veloo ka congé de maternité e.:-D:-D:-D:-D
36. Veloo
(
22/09/2005 20:11)
samy conge de maternite zany tsika roa ko:-D:-D:-D za tsinona tsy tafiditra ao @ tsaty ka eto no manararotra ka:P
37. Herimiafina
(
22/09/2005 20:48)
Lainga kambony e. Za ato ampianarana fa leo be fa nanja be le prôfy.
Aiza ve ka de manao calcul mathématique zay de misy bandy tsotsoka iray zay teo tsy mahafantatra akory hoe inona zany logarithme de nanontany anlé prof de le prof koa tsy nahazo tsara le fanontanin'ileiry de mivaralila any amin'ny valinteny tsizy mintsy efa ho adiny iray zay.
De leo be za de aleoko manao serasera ato ampianarana, efa hatramin'ny omaly io blem io an.:-D:-D:-D:-D

38. Veloo
(
22/09/2005 21:00)
angaha ny gonzo mahay math e, hafa ihany ny gasy ... za aloha tsy mahay ko e...Dia ho tratran'ny prof eo ko ny size eto ry Hery fanaovana vakisiny a :-D:-D:-D
39. Herimiafina
(
22/09/2005 21:23)
Ka tsy misy idirany zany fa ze reveko ihany io. Fa rehefa hoe tsy maintsy atao le cours de ataontsika e, fa zany tsy misakana hoe tsy miserasera za.
Aleo refavieo ny an'ilay sipa crane be itsy alohako itsy no hinjamiko ny devoara de vita foana io e.:-D
Aleo refavieo ny an'ilay sipa crane be itsy alohako itsy no hinjamiko ny devoara de vita foana io e.:-D
40. pitchou
(
23/09/2005 02:39)
:-D:-D:-D milay njay zany lakilasinareo any zany an! tanjemo fotsiny sao miomehy irery mafy be tampoka eo