mila fanampiana avy @ nareo

1. fisher ( 10/09/2005 05:48)
Ahona no andraisanareo olona iray (vehivavy) tia ho olona iray, kanefa ity farany tsy d mirara firy(ilay lehilahy). Noho ny taty aorina anefa ity viavy d niaraka @ cousin'ilay lehilahy tiny. Inona no tokony ataony raha nangataka ny hiaraka aminy @ zay ilay lehilahy tiny sady fantany ankehitriny fa tia azy?
Tokony hi-renoncé v izy sa ahona? mba valio moa eh!
novalian'i lilbon ny 16/09/2005 04:01
2. ravakamalala ( 10/09/2005 07:49)
Tsy azoko tsara!! Nisaraka zany le couple 1° dia lasa rasipa niaraka tam cousin , avy eo lé bandy vao tonga saina oe tiany ndray lé sipa d tiany hiverenana? zay no fanontaniana mipetraka?

Raha izay no izy d raha izaho aloha dia tsy tiako ny olona mange.. an-tanàna e! Efa niaraka tam cousin nao zao ve izy dia mbola hiarahanao indray na dia toy inn aza fitiavanao azy?

Raha za izany dia ataoko veloma sy mampamangy fa olona tsy manana soa toavina, sa fomba ny miray vilia?

Mety hoe te hampihetsika ny ambomponao koa anefa izy d niarahany ny cousin nao, d iny tokoa ianao fa taitra (tsy haiko aloha na ianao na tsia ilay voalaza am tantara fa aleo atao hoe ianao am zay mora) nefa diso tafahoatra lé taktika nampiasain drakalakely e!

Eritrereto fotsiny ra miverina ianareo, d misy tsy metimety kely, dia iny rasipa fa andeha hitodika am cousin, efa nataoko indray mandeha v ozizy maninn ra averina fanindroany?
3. Chuan ( 10/09/2005 08:19)
Raha azony antoka fa tena mirevy azy tokoa le bandy inona ny olana ?
4. zefalah ( 11/09/2005 13:30)
miankina ny fitiavanana misy eo @ izy roa kely.
refa samy tia izy roa dia afaka miaraka.
kanefa tohokony apandre an'lay ray aloa.
@zay de milamina ny fiarahan'izireo,satria fitiavana ankelakela-trano ,tsy de tsara,
5. CLAUDIA22 ( 12/09/2005 06:53)
[quote=fisher]
ra maini toerana ny tenako dia aleoko mirenons, sady efa niaraka tamin'ny couzin nao izi ka ra mbola miaraka aza ianareo roa dia mety mbola hiaraka amin'ny olona manodidina anao izi dia mbola arary fo ianao, amiko, ny olona tia dia maneho izany amin'ny fihetsika rehetra fa matoa tsy mrirara izi dia tsy mapaninona azy ra misaraka aza ianareo, dia aleo mihonona e, mbola be dia be ny viavi sa ahoana?

6. palince ( 12/09/2005 07:46)
izay tia adala fa vaza vendrana fa ny mipitsika no mety
7. bainakely ( 12/09/2005 09:33)
fisher:

Ahona no andraisanareo olona iray (vehivavy) tia ho olona iray, kanefa ity farany tsy d mirara firy(ilay lehilahy). Noho ny taty aorina anefa ity viavy d niaraka @ cousin'ilay lehilahy tiny. Inona no tokony ataony raha nangataka ny hiaraka aminy @ zay ilay lehilahy tiny sady fantany ankehitriny fa tia azy?
Tokony hi-renoncé v izy sa ahona? mba valio moa eh!


Ianao ve midega sa polygame e sa ahona mitsy? matoa ianao tsy stable dia otran'ny milalao fotsiny.Ka ilay fitia tsy azo lalaovina matetika satria mahavoan'ny aretina mampitrifana ka ianao ihany no farany no ho voa.Raha tsy hoe angaha ianao virjiny ka ilay voalohany no tianao hanapoka ny entana ara pitiavana.Ianao ihany io fa za mba mikoz e

8. Herytae ( 12/09/2005 11:20)
Nefa izay no mety atao hoe tena tia!!!
9. lema ( 12/09/2005 13:23)
Bonjour
Je'ai vu que tu es passé sur ma fiche sans me laisser un
petit message.
Je ne serais pas trés loquace ce soir:)))), mais je
souhaiterai némmmoins faire un peu plus connaissance avec
toi si tu le veux bien.
Il est vrai que mon profil est un peu rédibitoire, peu ou
pas de renseignements sur ma "pauvre personne".


Ancien "meetic boy", j'ai un mal fou à renmplir les cases
que me propose ce site.
Je me ferai une joie non dissimulée:)) de correspondre avec
toi si tu le souhaites et ceci afin que nous fassions un
petit peu plus connaissance.
Je suis en effet un pauvre auvergnat "perdu" (personne
n'est
parfait) à Paris...Le fait de faire de nouvelles
connaissances (pas mal de boulot) se faisant de plus en
plus rare, pourquoi pas ne pas tenter l'aventure du Web pour
trouver ma moitié..ou des amitiés...et même envisager de
faire un saut en parachute:)))))))
Un petit portrait rapide: tenace, raleur le matin(avant la
douche!!), trés sympathique aprés...:))), passionné par son
travail mais capable de décrocher, aime le théatre,
cinéphile invétéré, les voyages (We improvisé
notamment)...et plein de choses
encore.......
Je sais et on me l'a souvent dit, la liste fait un peu
catalogue mais tout ceci peut être developpé.....bien sur.
Voila, j'ai été en fait plus loquace que je ne le
pensais:)))
Au plaisir de te lire
Arnaud
10. sechat ( 13/09/2005 06:51)
??? Inona ity zavatra ity fa tsy azoko? :!:
11. mamzelkely ( 13/09/2005 09:10)
raha ny hevitro alo de zay choix nao ihany io na hiaraka am le cousin enao na hiaraka am le tena tinao... fa ra za alo de le tiko no hiarahako nefa ko mety le cousin no natao ana... enfait sarotra le izy e!! aleo ianao iahany no misafidy...:°)fa lanjalanjao tsara fotsiny ny pour sy contre...
12. Herimiafina ( 16/09/2005 03:31)
Tsy maintsy nisy zavatra tao matoa ilay bandy tiany taloha ni s'interesser taminy indray. Miatomboka amin'ny admiration foana ny fitiavana ka mety sendra an'izay izany le bandy, mety nijerijery azy amin'ny fijery favy be ilay sipa dia tonga saina ileiry, dia nikorontana ny sainy nanontany hoe: ''inona ary no dikan'iny fijerin'i rakalakely iny''. Nanohitra mafy i nedala nefa tsy nahatanty intsony ka niataky avy hatrany.

Le rasipa izany dia tena mbola tia an'ileiry foana e, na dia efa nanambady aza. Mampalahelo koa ilay razokiny cousin k'lé.

Ndana nareo mitsam mifindra vovo any fa gravy zany an.
13. lilbon ( 16/09/2005 04:01)
kay le !
ity indray le amour a l'envers an ?
tonga rangaha ny tsara de samy omena ny anajarany a!amy zay de tsiss mijaly!ny kely manana ny azy ny be manana ny azy ka inn zany fa tsy amndry ny tany ?
hahahahha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7501