Tsy azoko mihitsy

1. nanourand ( 09/09/2005 01:06)
Sali dôly

I Lita kely mitsikilo eo @ lavakin'i fanalahidy :
- Tsy azoko mihitsy!! ... i Neny no mitsetritra dia i dada no milaza fa tsara :-@
novalian'i Veloo ny 20/10/2005 21:32
2. Herimiafina ( 09/09/2005 01:42)
Ka i dada zany le tsetsafina ko. Asa na aiza? :-D:-D:-D:-D
3. lilbon ( 09/09/2005 04:00)
hahahah!
ka lita kely kou aza amy zany mety mahita fa tsara kou!hahhah
4. pika ( 09/09/2005 04:49)
=))=)) tsy ratsy ka hihhi
5. sasa ( 09/09/2005 04:55)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
6. sweetia ( 09/09/2005 08:45)
=)):-D=))
7. sweetia ( 09/09/2005 13:12)
xxx... ayyyy kosa an!!:-D
8. Miravaka ( 09/09/2005 14:15)
Fa in alouh le resak fa tsy azoko mintsy
In no ataon'i Litalely eo @ varavarana
In no tsetsefin'i neny
In no lazain'i dada fa tsara!
=)) =))
9. xxx ( 09/09/2005 14:27)
Fa in louh le resak fa tsy azoko muntsy
Fa inona no mahatonga an'i Lita kely eo ambaravarana
Fa inona koa alouh no tsetsefin'i neny
Ary inona no mahatonga an'i dada falifaly
10. diamondra27 ( 09/09/2005 21:37)
manao espionnage i lita e!
11. Herimiafina ( 09/09/2005 21:56)
:-D:-D:-D:-DSady tonga dia espionage teknolojika mihintsy azo halaina tahaka, favy an.
12. sasa ( 12/09/2005 04:49)
kay manjavona ny masoko klé:-D:-D:-D:-D
13. akamatiana ( 12/09/2005 05:49)
kileladelaka kle =))=)):-D
14. sasa ( 12/09/2005 13:26)
akamatiana njy angaha tsy mahay, andao ntsika hanao Dada sy Mama:-D:-D:-D:-D
15. mandrindra ( 12/09/2005 15:52)
Valin'ny fanontanian'i Lita kely : tsy maintsy i dada no miteny satria feno ny vavan'i neny dia tsy afaka miteny izy.
16. nanourand ( 13/09/2005 00:40)
mandrindra :°)
17. nanourand ( 13/09/2005 00:41)
mandrindra :°)
18. sasa ( 13/09/2005 04:29)
:-D:-D:-D:-D
19. mamzelkely ( 13/09/2005 09:34)
mhhhhh!! kilelandelaka... mhhhhhh glasy ve zany:roll::-D:-P
20. mandrindra ( 13/09/2005 10:00)
glasy double, sady misy tombony crème be izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086