Olana mateti-pitranga eo amin'ny resaka fiterahana any Dago.

41. Herimiafina ( 22/09/2005 22:55)
Isaky ny region (na prefektiora, na sous-prefectiora) de toa efa misy projet mifandray ny amin'ny communes rehetra mifanaraka amin'ny Plan Communal sy Municipal de développement, de hita soritra ao daholo ny priorité rehetra amin'ny lafiny rehetra isaky ny commune rurale.

Efa eo ampametrahana ny rafitra izany ry zareo pour l'instant. Fa rehefa tafapetraka tsara io dia mandeha ny projet rehetra.

Ireto avy le dingana rehetra:
- Priorité 1: désenclavement sécurité: mpitandro ny filaminana any ambanivohitra sy fanamboaran-dalana.
Rehefa mipetraka ireo dia miditra amin'ny
- Priorité 2: Infrastructure: santé (CSB1, CSB2, Hopitaly, CSD), éducation, eau potable, sns.
- Priorité 3: Secteur porteur rehetra toy ny fambolena ny indostria, sns.

Ireo rehetra ireo dia mila olona manao azy ka nampiasaina ilay hoe PPP (Partenariat Public Privé) satria nasain'ny mpamatsy vola nisitaka ny fanjakana de tsy ampy olona intsony dia tsy maintsy miantso ny ONG, Association, PME rehetra na ireo sociétés civiles hiara-miasa aminy.

Izany no mahatonga ny lalana amboarina amin'izao, ny formation ny tafika, sns, fa hisy mobilisation be atsy ho atsy.

Ny olana mipetraka anefa dia ity: ny Fanjakana dia nohalemen'ny mpamatsy vola ny étendue de pouvoir-ny ary dia nasainy nisitaka ka tsy maintsy ny privé zany no manao ny ankamaroan'ny asa.
Ireo ONG any amintsika anefa, ireo association, sns dia tsy durable, tsy manana durée de vie ambony no sady tsy dia fiable loatra amin'ny resaka gestion fa misy manodikodimbola be, misy association foana mitsangana, à but non lucratif izy ireny no tokony ho izy nefa dia lasa manana but lucratif avy eo, laniny ny vola ny asa tsy vita tsara ary lasa miparitaka fa miady antrano dia rava le association.

Mbola olana be zany le teteza-mita Fanjakana-Privé noho ny tsy fahavononan'ny privé any amintsika. Ny vola foana no mampiady etc.

Dia ni-décider ny fanjakana hoe, ny Organisation Confessionelle na mifandray amin'ny fivavahana no partenaire privé tsara indrindra (bonne gouvernance privée) sady azo antoka. Nosafidiny ohatra ny SAF-FJKM, ny CRS/MG, ny ADRA, sns, ny CARITAS, ny Fikambanana ao ampiangonana satri reny sur fa tsy handany fotsiny ny vola sady mba mety hanana conscience hampandroso marina dia izay ilay hoe lasan'izy ireny daholo ny marché sasany, izany no mahatonga ny hoe tokony hiditra amin'ny politika ny fiangonana etc.

Aza matahotra fa rehefa mipetraka izay, rehefa avo lenta ny ONG rehetra any amintsika ka mandeha tsara le PPP dia miakatra io fandehandraharaha io.
42. pitchou ( 23/09/2005 02:35)
tsy hoe tsy vonona kosa ny privé fa miandry ny fanjakana hanao ny zava-drehetra fotsiny (fotodrafitrasa sns) d rehefa avy eo izy mitango benefisy d miporitsaka @ fisc kou
43. Herimiafina ( 26/09/2005 19:08)
Andao aza isika sy pitchou hanangana ONG e. Tonga de toutes disiplina be mahintsiny sika amizay?:lol:
44. pitchou ( 26/09/2005 23:32)
raikitra! :D ONG zany mou fanafohezana ny hoe Olona Noana sy Gaigy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3393