Olana mateti-pitranga eo amin'ny resaka fiterahana any Dago.

21. pitchou ( 13/09/2005 18:15)
gain @ inn klou e!
haaaaaayyyyyy! vôtsinjon-njy manjinja sy fijo?
22. deghany ( 14/09/2005 10:07)
pitchou:

gain @ inn klou e!
haaaaaayyyyyy! vôtsinjon-njy manjinja sy fijo?


njy ka!! heheeheh

23. fijo ( 14/09/2005 20:41)
aza ampidirina izahay ry pitchou an.resakareo izany.
24. Veloo ( 14/09/2005 21:04)
ny fiasana mafy be any ambanivohitra ko no mahatonga an'io ry reto a..
25. Herimiafina ( 14/09/2005 21:26)
Ny mampieritreritra ahy dia rehefa miteraka ve ireny olona any ambanivolo ireny dia mba misy an'izany hoe déchirure perinet, episiotonie, sns izany, izany hoe tatahana, zairina sns.

Misy an'izany ve any.

Efa nahita sipakely izay mantsy aho tany Mananjary tany niteraka tamin'ny hopitaly dia maty lay zaza. Iray volana taty afara dia misy maimbo be sady misy zavatra tsy normale fa narary azy dia nentina niverina tany dia hay nisy ahitra tavela tao dia no-curter-na mantabe ilay sipakely, nigogogogo. Fa fofona izany ry zareo an.
26. Veloo ( 15/09/2005 16:00)
oy i hery oe :
Ny mampieritreritra ahy dia rehefa miteraka ve ireny olona any ambanivolo ireny dia mba misy an'izany hoe déchirure perinet, episiotonie, sns izany, izany hoe tatahana, zairina sns.

Misy an'izany ve any.


odryyyyyyy tena misy tokoa moa izany io anie dia mi-dependre ny physinomie an'ilay kala miteraka, sasany tery sasany malalaka ny vagin, na ny bassin. Izany sipa kely tany Manajary zany zao tokony natao cesariena.
27. fijo ( 15/09/2005 21:18)
le curtage mantabe ity aloha dia tena tsy mety mihintsy any e.maninona kay raha toranina mle olona?
28. Herimiafina ( 16/09/2005 02:44)
Tena nisy mihintsy io tantara io ary tamin'izay nanao stage tany no nahitako an'io ary le sipakely dia akamanay tao an-tanana.

La fitaovana mihintsy no tsy ampy ao amin'ny hôpitaly any ambanivohitra, ny sterilisation ny appareil rehetra aloha dia tsy haiko mba voahaja ihany fa ny zavatra toa izany dia tena nahatonga saina ahy mihintsy.

Tsy misy bloc opératoire ao fa tsy maintsy mandeha any amin'ny firinjato km any amin'ny ville vao mahita an'izany, maika moa fa ny anesthésie dia chose rare ka ze mahavidy ihany no asiana.

Eny e, na ao Tanèa aza misy zavatra sampona toa izany ihany, indray andro izay nisy kambon'orona izaho dia nilahatra spécialiste tany amin'ny hopitaly dia nisy mpamafa trano izay nanao tamin'i mamanay hoe: ''ento aty hataoko fa haiko io''(le fanalana kambon'orona izany an). Misy koa ilay hoe, izay mandoa vola dia asiana anesthésie misimisy kokoa. Dia teo no ho eo ihany ra-maman dia niantso ahy dia lasa izahay nandeha tany amin'ny dokotera privé fa kivy be izy.
29. adidy ( 16/09/2005 10:10)
Faly miarahaba ny namana rehetra eto @ serasera.
Mampalahelo tokoa ny toe-javatra miseho any amintsika eo @ lafiny fahasalamana noh o ny tsy fahampian'ny fitaovana, sy ny olona(moyen technique et en personnel). Tsy hoe lany dokotera akory Mada fa ilay fanakaramana an-dry zareo no tsy ao, mahatonga ny kolikoly, ny tsy fitoviana ny eny an-tanan-dehibe sy ambanivohitra. Ary izany dia tokony ho laharam-pahamehan'ireo mpitondra nefa indrisy satria aina no vonjena.
30. adidy ( 16/09/2005 13:36)
(tohiny)
Ny olana manaraka koa dia efa manahirana izay vao mahova kely ny toe-tsain'ny olona eny ambanivohitra hanaraka fanaraha-maso eny @ tobim-pahasalamana nefa matetika dia rehefa tonga ry zareo dia tsy zarizary ny fitsaboana nohan'ny tsy fisian'ny fitaovana.
Raha io ohatra noraisinao niteraka io izao dia mazava ho azy fa manao infection ilay olona(raha ilay fofona) no jerena. Dia na ny condition d'asepsie ary sur fa tsy voahaja ,miaraka @ ilay hoe tsy misy anésthésie... Mampalahelo e!
Ny @ fanaovana épisiotomie indray, iny dia mesure préventive rehefa hitan'ny sagefemme na ny dokotera fa mety ho rovitra mba hisorohana tsy ho tataka fahatany hatrany anatiny satria izay gravy(mety mifandray hatr@ aloha sy ariana, na ny vessie etc...)
Donc ilay olona miteraka tsy misy fanaraha-maso izany ny eo mety ho vita ihany, fa ny aty aoriana no ratsy ary tsy misy mitsabo(incontinence...)
31. Veloo ( 21/09/2005 17:01)
adidy a tena be adidy be njy zany lava lotra kle :wink:
32. pitchou ( 21/09/2005 17:39)
nenà alou d tena zavatra pratika be no ho lazaiko! (na hahatezitra kely an'i herimiafina aza! :-D:-D:-D)
tsy misy dokotera tokony himenomenona @ zava-mahazo ny mpiteraka lavitra dokotera na tsy manatona dokotera satria iaraha-mahalala fa azo isaina @ rantsa-tanana ny dokotera manaiky handeha affecter-na any abanivohitra be any! manaraka izany: azo isaina @ rantsa-tanana an'ila ny dokotera manaiky hitsabo sy hijery maimai-pôna izany, indrindra raha maloto lamba le olona! Resabe ivoahana an-gazety ilay serment d'hyppocrate (tô hypocrite aza ny ankamaroany!) Izay no zava-misy iainana eto mada!
33. Veloo ( 21/09/2005 18:22)
efa miova mihitsy ny tany aman-danitra retsy a
34. Herimiafina ( 21/09/2005 18:30)
Ka iza kou no andeha hanary tena any amin'ny dezaka any e. Ny any ary mitsoaka miakatra daholo. Sady rafotsy sy papoose tsy maintsy velomina nefa tsy mety maneha any fa manjary simba hono ny fianaran'ny ankizy.
Aaaan kah, aleoko ihany eto Antananarivo fa eto mba misy zé retraretra ilaina amin'ny fivoarana, ny olona efa lasa any amin,ny volana daholo ny tena very any amin'ny labrousy any. Tssss. Sauve qui poritra.
35. Veloo ( 21/09/2005 18:40)
:-D:-D:-D:-D
ty hery ty tssssssss raha poritra tsy mandana makany any @ trano kely:roll:
36. pitchou ( 21/09/2005 19:16)
hitanao ary izany! rahatrizay mety mitsabo olona @ tokony ho izy sy any @ ze misy ny olona mila fitsaboana ary ny dokotera d hiverina hiresaka momba ny olan'ny fiterahana any ambanivohitra indray isika
37. Herimiafina ( 21/09/2005 19:38)
De indrisy mantsy ry zareo fa de zay le dure réalité de la vie e. Tsy haiko indray zé tenenina momba an'izay fa mila olona afaka manazava ny vaha-olana favy isika etoana.:-D:-D:-D:-D
38. adidy ( 21/09/2005 19:57)
Ka izay ange no teneniko anareo hoe tokony ataon'ny fanjakana priorité nationale ilay izy e! Ohatra ny nanamboarana ny lalana. Fa raha ny fanjakana no mbola tsy mivaky loha dia tsy misy vaha olana
39. Herimiafina ( 21/09/2005 20:04)
Sektera prioritaire mihintsy ny santé éducation sécurité kah, saingy tsy haiko hoe manao ahoana ny mba anjaran'ireo ao anatin'ny PIP (programme d'investissement public).
40. adidy ( 22/09/2005 08:05)
Mety hoe mbola eo @ sécurité angamba? Satria raha ny henoko 'zao dia ny fanatsarana ny karaman'ny mpitandro filaminana efa nisy fivoarana azo resahina sa???.'Zay zao nikasa hoe hanangana dispensaire kely tany ambanivohitra satria tena tratran'ilay problème hoe mandeha tongotra 6 Km ny olon vao mahita dispensera niveau 2, dia nolavin'ny fanjakana ilay projet fa tsy maintsy ampidirina @ projetn'ny fiangonana ilay izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2894