Zavatra tsy dia mety loatra hita anaty gazety

21. fijo ( 13/09/2005 22:06)
mandrindra ka tadidio fa ny orinasa iray dia tomponandraikitra amin'izay ataon'ny mpiasany.ohatra,manao livraison any amin'ialahy ny orinasako.vaky ny tv holivrena any.raha manao reclamatio ialahy,tsy i X saofera no hanolo azy fa ny orinasa.avy eo aho vao mety hitady sazy hoan'i X,io ilay antsoina hoe "risque de l'emploi",ary raha tsy hanolo aho fa X no avy dia asaiko manolo azy,ka torian'i lery aho,dia za indray no mihinana.izay anie le olana e.
22. bozimanga ( 16/09/2005 09:53)
tsy azo atao mihitsy izany raha ny tokony ho izy fa rehefa misy ny tsy mety ataony aorian 'ny fialany ao @ orinasa dia torina izy ary raha nisy tsy nety nataony tao @ ilay orin ' asa dia mitory ny mpampiasa
io no atao hoe "diffamension publique" ka azon' ilay olona atao tsara ny mitory ilay mpampiasa azy teo aloha.
23. fijo ( 16/09/2005 20:18)
aza hafangaro mihintsy ny "diffamassion publique" sy ny "avis" toa io.tsy misy fanaratsiana hita ao,ka raha te handany vola ilay mpiasa fahiny mahazo mitory.ary dia ahita tokoa raha manao izay.
24. eprom ( 28/09/2005 14:10)
Marina ny an'i mandrindra. Ny filazana toy ireny dia midika avy hatrany fa nanao ratsy ilay olona ary mbola vonona ny hanao ratsy. Maty tanteraka ny passport n'i ra-X. Rehefa miala koa ve ny mpiasa tsy tokony handray fepetra ny mpampiasa alohan'ny hialany eh. Ohatra hoe agent de recouvrementn'i Jirama izy de alaina any aminy daholo ny recu.( Sa tsy izany ry Pitchou?). Ary ny hoe mamerimbola ny Ste raha misy zavatra hafa nataon'i X taorian'ny nialany, tsy mitombina izany satria na tsy nanao fanambarana angazety aza ny Ste de efa tsy mpiasany iny ka tsy tompon'andraikitra ny orinasa. Tsy mitombina izany ny ahiahin'i fijo. Ary ny kil indray de tsy afaka hitory ny ste fa raX no azony toriana ho mpisoloky.
25. ari.malala ( 28/09/2005 14:30)
amiko alo tsy misy resaka fanendrikendrehana le izy fa fampilazana, tsy voatery mintsy hidika hoe nanao ratsy i raX ary tsy maintsy mbola hanao ratsy ny dikan'le fampilazana! miala toy ny olona miala rehetra izy ary mampilaza ny orinasa fa tsy ao aminy intsony ra X ka afaka mahalala daolo ny olona rehetra fa tsy ao @ io orinasa io intsony i raX, noho izany raha sanatria (mbola vao hoavy fa tasy nitranga ary tsy voatery hitranga) manao zavatra @ anaran'ny ste i raX, ohatra le agent de recouvrement io, d afaka miteny fts ny olona we enao efa tasy ao intsony! zay le izy!
26. fijo ( 28/09/2005 20:50)
ory zareo an,ny asa dia mila "contrat" eo amin'ny mpiasa sy ny mpampiasa.ka raha rava io asa io,dia rava koa izany ilay "contrat".io "contrat" rava io anefa tsy ary hofantatry ny olona tsy ao anatiny.izay ilay hoe "tiers personne",ka mba ahampahafantarana ireo olona ivelany ireo,dia TSIMAINTSY manao fanambarana ilay mpampiasa mba hampahatonga ilay "faharavan'ilay contrat" ho "opposable au tiers",izay no anton'io fanambarana io,k araha tsy misy io,dia mbola tsy "opposable au tiers" izany ilay faharavana,ka raha misy acte ataon'ilay mpiasa X,amin'ny anaran'ny orinasa,dia mbola tomponandraikitra tanteraka ny orinasa.
ka rehefa manana orinasa ianareo,ka miala ny mpiasanareo dia aza manao an'io,fa avelao handeha hoazy,dia ho hitanareo ny vokany avy eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6863