Olana? Raisintsika toy ny fananana ny vadintsika
41. Herimiafina
(
14/09/2005 19:46)
Raha nandinika indray aho dia toa tsy d'accord tampoka teo amin'ilay hoe fananana satria, amin'ny hevitro manokana ny fananana dia manana caractéristique telo:
USUS: droit d'usage.
FRUCTUS: droit d'en percevoir le fruit.
ABUSUS: droit d'en abuser, de vendre ou de détruire.
Dia lasa mifandray amin'ilay hevitr'i Jentilisa hoe ''tamin'ny andron'ny andevo aza efa tsy fidiny''.
Mifanohitra amin'ilay hoe COLLABORATION-C....-C....
S'il te plaît, pourrais-tu abuser de moi? :-D:-D

42. mandrindra
(
19/09/2005 13:23)
jentilisa, fa angaha rehefa fananana dia voatery ho mpanompo ? ny fanananao rehetra ve dia manompo anao? (ohatra ny patalohanao ve dia manompo anao?). Koa noho izany dia raiso araka ny mahafilôzôfia azy, toy ny nambaranao ilay teny.
Raha raisiko indray ny hevitr'i Herimiafina dia vao maika manamafy ahy fa fananana ny vady.
USUS : zoko ny mampiasa azy ao amin'ny fifandaminan'ny tokantrano.
FRUCTUS : io moa efa nolazaiko tery ambony fa toy ny harena (capital) ny vady kolokolina sy hampitomboina ahazoana zanany (na intérêt)
ABUSUS : samy malalaka rehefa te hisaraka dia toy ny fananana hamidy ihany izany.

43. Herimiafina
(
19/09/2005 23:01)
Eny ary re e, fa za andeha hamorona fomba hafa azo handraisana ny vady, fa tsy dakôro loatra amin'ilay hoe fananana, mampanaelo be izany....Mbola hitohy.