tempo gaigy
1. fudji
(
02/09/2005 10:20)
fa nakaiza le bandy boyz bandy ireny e!!!natahotra ny mpiondana hh ve sa ahoana
novalian'i fiaritiana ny 26/10/2005 11:07
2. jentilisa
(
02/09/2005 14:54)
io indray ny fanaon'ny hh? efa hiverina anie ry zareo e! tahaka ny hoe fanoratra mpialona bb hatrany ho'aho no ataon'ny hh! fa maninona?
4. jentilisa
(
03/09/2005 14:21)
hh hip hop moa ny bb boys band. hip hop ireo mpanao rap izay tena mankahala bandy mpisarma lozantany.
7. jentilisa
(
09/09/2005 15:01)
revy samihafa dia resaka sipa koa...iza no mahazo sipa kokoa? izay no fahalalako azy
8. vale
(
11/09/2005 14:48)
Aza "kritikenao" kosa ry zareo é! Mpanankanto manantalenta ireny no sady be herim-po ka aza atao an'izany kosa!!! Tezitra be 'zaho! Sady avy any Antsirabe ny tenako! aokanareo ny mpanankantonay! Ireo taty aoriana aza dia toa ohatry ny mpaka tahaka an-dry zareo fotsiny ka ahoana no ry zareo 'ndray no hatahotra? ciao!
9. RADOUXE
(
26/09/2005 17:43)
Ny a alo ry zareo sady tsy mpiondana no tsy tempo gaigy fa na rap io na hiran'ny tempo gaigy refa mety andizana de zay fa tsy miaino miotra ny hira 2 kosa lo e fa ny mba tsy reviko ny a le mpanao rap manakina na bb manakina fa manin ra samy manao mlay ny azy de itanay eo ze bonne o^o
10. fiaritiana
(
25/10/2005 18:40)
tara loatra enao fudji fa tsy hitanao angaha reny hira vao2 bobaka ireny, ny hh anie taty aoriana e!
fa za aloha mirevy tempo gaigy e, nefa koa aho tsy manakiana ny hh fa samy mahay daholo!!
izay nareo izay:(:(:(:(
fa za aloha mirevy tempo gaigy e, nefa koa aho tsy manakiana ny hh fa samy mahay daholo!!
izay nareo izay:(:(:(:(
11. pitdra
(
25/10/2005 21:48)
za zao no teniko !! za aty alavitra nomipetraka an !! aty ninonino hira gasy refa hira gasy fotsiny , tsy afaka mifidy zay aty satria ny gasy m'lay daholo na misy ratsy aza ,iiiiiiiiiiiiiii!! fa zao kosa no teniko !! miova isa toan ny isam-bolana io filling io,, refa tolan' ny taona efa makaleo ny jeune ny mijery an'ny tarehan'reo boys band reo dia tokony ahatsapa an'zany izy !! apafirin'ny mpihira efa tsy rarahan'ny olona tsony moa reo é! maninona tsy mipetraka amin'ny tsy maha branché azy tsony !! efa miova kosa ny rythme koa ahoana ara ny gasitsika no tsy mba ahay zavatra hoatran'ny an'ny vaza aty !!!!zany H.H zANY ATY zé tsy tia an'zany efa bobongolo !zany rap zany efa rano fisotron'ny jeune zany !! aleo koa ny atsika mba ivotra hoatran'ny olona é !! sa ahona oz nareo ?