mahay enao.

21. Herimiafina ( 06/09/2005 05:00)
(Tohiny) Raha mandaka rindrina vao avy nolokoina ny zanakao, raha rarànao fotsiny amin'izao izy mety tsy hiraharaha, fa raha ampianao kely hoe "Mahafaty renibe ny mandaka rindrina' dia tena tadidiny tokoa izany ary tsy handaka an'io intsony izy raha tsy hoe boay kely tena coco be.

Ka noho izany, ny hahafantaranao hoe masina ve ilay lainga na tsia dia jereo aloha raha mitondra soa ho an'ilay olona hiantefany sy ny fiaraha-monina, fa raha tsy izay dia ratsy ilay lainga kinasa ataonao.

Fandravonana: mba tsy hisian'ny resabe sy ny mauvaise interprétation dia natao mihintsy hoe "ratsy ny mandainga" mba hisian'ny filaminana.
22. ralaisa ( 06/09/2005 13:00)
Herimiafina:

Lalina tokoa izy ity ry Herimiafina. Fa raha olona hotiavina kosa dia ataoko fa mariky ny fitiavana sy fanajana azy no tsy handaingaina aminy.

23. Veloo ( 06/09/2005 20:11)
ralaisa a tsy misy an'izany lainga masina izany rehefa lainga dia lainga doly lety a :wink:
oy herimiafina oe
I Herimiafina manana akama tena psikology favy be mahintsiny.

midika oe tsy enao zany no namoka an'ireo hevitra rehetra ireo? sa vokan'ilay fandehananao any @ ilay psyko no mahay miteny otran'io enao? :-D:-D
o ry reto a misy ko ity oe toutes vérités n'est pas bonne a dire eeeee
24. Veloo ( 06/09/2005 20:12)
oay zany fahadisoana be toute vérité nest pas bonne a dire e :-D:-D:-D:-D
25. ralaisa ( 07/09/2005 11:22)
Veloo:

oay zany fahadisoana be toute vérité nest pas bonne a dire e :-D:-D:-D:-D

Tsapako fa somary misaritaka kely ny fihevitrao.Tsy mitovy ihany ve ny zavatra tian-tsika hotenenina? Ny anao @ teny frantsay fotsiny.

26. Herimiafina ( 07/09/2005 17:30)
Ny atao hoe mandainga dia na "miteny zavatra tsy marina" na "manafina ny marina".
Ka noho izany raha hiteny ianao hoe "toute verité n'est pas bonne à dire" dia mifdika izay fa manafina ny marina sasany ianao ary dia naman'ny mandainga ihany.

Ny maharatsy ny lainga dia tsy ilay lainga en elle-même fa ny antony mahatonga azy sy ny fiatraikany.

Misy antony ny lainga: rehefa hitanao fa tsy mifanaraka amin'ilay situation ny hitenenana zavatra iray dia tsy teneninao tsotra izao, ary raha misy mi-forcer anao hilaza izay tsy tianao ho lazaina dia ovanao ny zavatra teneninao.

Misy fiatraikany koa ny lainga: misy mahatsiaro tena voafitaka ireo olona nandaingana, misy kosa mahafantatra hoe noho ny soa hoa azy no nandaingana taminy.

Ny lainga mantsy dia misy portée psychologique be mihintsy ary ny activités physique anefa dia mi-dépendre betsaka amin'io ka raha tianao handroso ny olona sasany dia tsara aloha ny tsy manakivy azy amin'ny tena marina.

Ny tokony hatao: tsy ny fialana amin'ny lainga fotsiny autant que possible, fa ny fanarenana io fiantraikany io.

Ny alinga mantsy dia penchant naturel ary na inona na inona ataonao dia tsy ho ringana mihintsy io, ka noho izany rehefa tsy mety ny preventif dia curatif atao: "teneno ny marina amin'ny fotona mahamety azy".
27. Herimiafina ( 07/09/2005 19:46)
Veloo:

I Herimiafina manana akama tena psikology favy be mahintsiny.

midika oe tsy enao zany no namoka an'ireo hevitra rehetra ireo? sa vokan'ilay fandehananao any @ ilay psyko no mahay miteny otran'io enao? :-D:-D

:-D:-D I Herimiafina dia mpianatra mpikaroka, fa ny tena favy dia tia mianatra ny zavadrehetra i Herimiafina ka manana akama toute discipline.
Rehefa miresaka amin'ireo i Herimiafina dia tena toy ireny any ampianarana ireny.
Ny mampihomehy anefa dia mi-bloque ry zalahy raha sendra maka taratasy sy stylo i Herimiafina eo ampiresahana eo.:-D:-D:-D:-D
28. fijo ( 07/09/2005 20:11)
zefa an,fikafika io miparitaka,fa raha tratrany misaritaka.ka aza voany e
29. Veloo ( 08/09/2005 17:59)
herimiafina zany an :-D:-D
30. Herimiafina ( 09/09/2005 01:43)
:*:*:*:* 100%
31. fijo ( 09/09/2005 04:49)
ka aza maka ireo intsony,fa le fandraisampeo kely ireny indray vidiana
32. Herimiafina ( 09/09/2005 13:42)
Ny tena marina, matoa ny olona be resaka matahotra ny hiteny tampoka rehefa alaina ny taratasy sy stylo dia satria tsy sur amin'ny zavatra teneniny intsony.:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5406