mba fantatrao ve????
21. fijo
(
09/09/2005 20:23)
herimiafina,ny olana kely amin'ireny tantara ireny,dia matetika izy ireny no efa niova,vao tona aty amintsika.ka aleo ihany ny voasoratra,satria iny mba efa nisy fikarohana natao.
22. Herimiafina
(
09/09/2005 21:16)
Marina mihintsy izany satria izao ny ahy ireo noteneniko an'i Fijo ireo dia c'est la premiere fois vao voa-confirmée hoe misy fahamarinany dia mba faly aho.
Gravy be mantsy ny fanodinan-dry zalahy ny tantara ary dia mila tsy hamaly intsony aho indraindray rehefa miresaka amin'olona sasany fa transformer-dry zalahy be ilay izy araka izay maha-mety ny sainy.
Pitchou: ie, za aloha dia tena mahatadidy zavatra na dia efa tamin'ny taonjato aza e. Kivy mihintsy ireny mpandainga ireny rehefa mifanena amiko.

23. pitchou
(
12/09/2005 17:12)
ka ny olona kosa nge tsy maintsy mbô mandrotsaka sira @ le tantara e! aiza no d hanao boloky fotsiny
24. fijo
(
13/09/2005 22:09)
izay mihintsy no olana.le tantara ovaindry zalahy arakaraky ny tombony hoazy.