Tianareo vehivavy ny ho tonga ho vadin'olona tia anareo mari

21. fisher ( 10/09/2005 06:00)
Manohana ny hevitrareo ry cristal sy ny namanany a!
Na izany aza d tsy tokony hanao firaisana ara-nofo mihintsy mialoha ny fanambadiana (na atao aza hoe aorina ny soratra). Ny antony tsotra : mangalatra aloha ny ftona, tsy misy tsirony mamy intsony rhf fton'ny vola-tantely. 'Zay ary fa mahereza daholo ry viavy isany a!
22. xxx ( 22/09/2005 12:48)
Tsssssssssssssssss bdb ny sipa tsy virj tsony manambady na ireo izay mody hoe virj ary.
Misy lanjany @ vadinao fona ianao raha mahay mitondra tena ao antokatranonao na nanao na tsy nanao firaisana ianareo alohan`ny soratra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1792