Tianareo vehivavy ny ho tonga ho vadin'olona tia anareo mari

1. cristal ( 31/08/2005 12:57)
(l)Raha tianareo vehivavy ny tena ho tonga ho vadin'olona zay milaza fa tia anareo de;aza manaiky anaovany firaisana raha tsy efa vita farafaharatsiny ny soratra,ka raha tsy virjiny tsony aza ianao fa efa solafaka t@ teo aloha dia lazao azy fotsiny ny marina ka farano @ hoe:zay no tsy anaovako zany intsony ,satria raha isaky ny zay miaraka @ olona ianao de hanao firaisana de ho voalatsa any aoriana na dia tia anao be aza lay lehilahy,de mety hampirafy koa izy @zay ftoana zay!Fa andramo tsy omena mihintsy ange fa na hiodina aiza izy na oaiza de hiverina eo @nao ny farany satria ianao no tena tiany!fa aza mandainga raha efa tsy virjiny ntsony dia anjarany no misafidy na hanambady anao izy na tsy satria raha ianao no tena tiany de alainy fa raha tsy izay de ny x-nao fotsiny no tiany!Torohevitry ny namana fotsiny ny ahy ka raha mahasoa dia ataovy fa raha tsia dia avereno amiko ry zazavavy Malagasy tsara tarehy daholo a!Samy ahazo ny anjarany avy fa aza maika sy manahy,mivavahahoe:ANDRIAMANITRO ô!AZA AVELANAO HO VOAKASIKIN'NY LEHILAHY AHO RAHA TSY IZY NO HO VADIKO,amen!veloma ô!Bisous be daholo e!
novalian'i xxx ny 22/09/2005 12:48
2. zakilinina ( 31/08/2005 13:17)
Izany akay mba misy fitondran-tena mendrika.
Misaotra anaka ary maromaroa anie ny toa anao.
Inona moa fa tsy itony film mamoafady nipoitra avy amin'ny riba tandrefana itony no manimba ny toe-tsain'ny zatovolahintsika.
Betsaka indray izao ry cristal no hanome tsiny antsika hoe tsy mivelatra. Indrisy
3. bichette ( 31/08/2005 13:54)
bien !!!! tohanako tanteraka (l)
4. vivi ( 31/08/2005 14:18)
tohanako tateraka ilay hevitra fa mba tiako fantatra we, natao ho any vhv divorcé koa ve io, raha olona sami lehibe 40 taona miakatra d ahoana , tsy manahirana ihany ve ? satria mety tsy hi-basé @ sex intsony angamba ny fiarahana sa ahoana?
5. kajykel ( 31/08/2005 14:24)
manaiky an'i cristal za=D
6. leras ( 31/08/2005 14:40)
Salut
mety ho marina ihany alou ny hevitrareo ary mety hi ety @sasany nefa mety tsy met koa.Nefa koa anie tsy voatery hoe firaisana foana ny porofom-pitiavana eh.Tsarovy koa anefa fa mety ho leo io vdinao io ianao na dia vierge aza miditra ny tokantrano dia izy koa torak'izay.:?::!::idea::arrow: mazotoa daholo eh ry namana
7. xxx ( 31/08/2005 16:11)
Salut!samy manana ny fomba fitondrany ny tenany ny olona tsirairay avy ka ianao ihany no tokony ahatsapa ny zavatra ataonao na mety na tsy mety izany ataoko izany ary tokony tsy hanenina @ zava-bita fa ny manatsara indray aza no atao hatrany hatrany fa rehefa tinao dia omeo azy izay tadiaviny any aminao raha sitraky ny fonao.
8. Veloo ( 31/08/2005 17:11)
Cristal a. tsara ka, ary ahona raha malemy ny sain'ilay kala tsy mahasaha miteny an'izany? milamatanjaka mihitsy anie ny saina zany mamaly an'ilay bandy e? ary ahona raha tena tia ilay kala nefa raha voa tenenina an'izany ilay bandy dia mi-pa? (lasa)
9. xxx ( 31/08/2005 17:49)
fisainana vieille fille zany e! iantona eo fa ataovy , mila lanjalanjaina ny zvt hatao dia mande ho azy ny zavatra rehetra ,
10. Veloo ( 31/08/2005 17:51)
xxx ayayaya za aloha vieille fille e:-D:-D:-D:-D fa mbola betsaka ny ankizy misaina otran'izany :-D:-D:-D
11. ravakamalala ( 01/09/2005 08:21)
xxx> Ka mandanjalanja indrindra anie matoa manao izany e! Hiantona ahoana koa moa e! Tsy aleo ve akia miantona toy izay kapakapainy ataony mahalala ny anarany eo dia iny izy avy eo no tsy hita, eo ndry vao tena miantona.
12. xxx ( 01/09/2005 08:48)
raha ainao ny mandanjalanja ny zvt hataonao tsy ho kapakapainy zany ianao !! tsy iantona koa .
13. xxx ( 01/09/2005 08:53)
tsy oe rehefa angataka akory izy dia omena ,fa misy fotoanandrony ny zavatra rehetra ! raha vao iaraka amina lehilahy ianao ka tonga dia izany no asesikao ,dia (betsaka) ny tonga dia lasa ! :wink:
14. cristal ( 01/09/2005 12:27)
[ (l)Salut!Inona moa no atao hoe fahalemena?Tsy ny tsy famaliana na famaliana olona iray no fahalemena na tsia,fa misy atao @ fihetsika OH:Rehefa tsy voatoatra izy eo anatrehanao de manaiky fa tsy tonga de manao fa mody manome fotoana ka misaina rehefa @ alina ka tokony tsy hiverina @iny olona iny intsony na manome fotoana aza izy,de avy eo hitanao fa raha mitady anao foana izy dia lazao @zay fa tezitra t@le fangatahany hanao firaisana ianao fa na iza milaza fa tia rehefa anjara de tanteraka fa navita aza ny fanambadiana ka tsy anjara de misaraka,inonaary le hoe tia be le vehivavy?Tsotra ny valiny rehefa tia azy ianao de zay indrindra no ilazanao @ fa mbola tsy tokony hanao zany raha tsy efa vita mariazy na soratra farafaharatsiny,ka raha tena tia izy de afaka ny i-comprendre anao tanteraka ary tsy ho foiny ianao satria ianao madio na azo lazaina fa hendry sy manam-panahy,ny solafaka in-1 tsy olana fa ny mihoatra izay tsy izy,satria afaka milaza ny marina @ ilay ho vadinao ianao ao aoriana ka tsy ho te ho solafaka intsony de azy @zay no mieritreritra na hiditra na tsia.Mandrampihaona ô!


















quote=Veloo]
Cristal a. tsara ka, ary ahona raha malemy ny sain'ilay kala tsy mahasaha miteny an'izany? milamatanjaka mihitsy anie ny saina zany mamaly an'ilay bandy e? ary ahona raha tena tia ilay kala nefa raha voa tenenina an'izany ilay bandy dia mi-pa? (lasa)
[/quote]


15. cristal ( 01/09/2005 12:51)
(l)Salut vivi!Zay le nolazaiko hoe raha te homen'olona lanja ianao de ianao mintsy no mila manaja ny tenanao voalohany ,raha divorcé hoy ianao,dia tokony ho fantatr'ilay hiaraka aminy na lahy na vavy io fa efa nisara-bady io olona hotiaviny io,ary aoka ho fantantsika fa ny ataon'ireny lehibe ireny koa anie no tena jeren'ny fiharaha-monina e!Ka raha tena mifankatia ry zareo de milaza ny fianakaviana ny hiroso @ ny raharaha de avy eo raha tsy ny aran'ofo tokoa no manjaka tao de tsy hitako izay tsy hivadina ka ahazo voninahitra sy reharehan'ny fianankaviana roa tonta!TSY hoe rehefa divorcé de tsy misy ahafantatra fa efa mijangajanga,tandremo fa ny fanaovanao ny firaisana @ olona hafa nilaza fa tia anao de fatiantoka ny mety tsy hahazoanao lay tena anjaranao,hoy ny kitana telo @ hirany hoe;tsy ambony tsy ambany tsy an-tany tsy am-parafara fa mandany zara!Mirary soa daholo ô!




















vivi:

tohanako tateraka ilay hevitra fa mba tiako fantatra we, natao ho any vhv divorcé koa ve io, raha olona sami lehibe 40 taona miakatra d ahoana , tsy manahirana ihany ve ? satria mety tsy hi-basé @ sex intsony angamba ny fiarahana sa ahoana?



16. mandrindra ( 01/09/2005 15:48)
Ny fitiavana tsy ara panahy sy aratsaina fotsiny fa tsy maintsy misy aranofo ihany koa satria ny olombelona dia fanahy, saina sy nofo.
17. Veloo ( 01/09/2005 16:34)
oy xxx oe
raha ainao ny mandanjalanja ny zvt hataonao tsy ho kapakapainy zany ianao !! tsy iantona koa

mora2 aminao ny miteny satria enao mety matanjaka ny sainao nefa kosa tsy mitovy aminao doly ny sipa rehetra an ....?????
Ny fahalemenan'ny olona rehetra dia misy degre samy hafa doly ka tsy afaka hiteny nareo oe mora atao io ...
18. xxx ( 01/09/2005 18:12)
veloo > ka refa itanao aza ve oe tsy alehany dia mbola irobohana iany ? zay ndray dia efa tadiavina raha izany !tsy nisy niteny teo oe mora , fa lanjalanjaina ny zavatra hatao ,
19. Veloo ( 01/09/2005 18:50)
ka eo ilay antsoina oe jamban'ny fitiavana anie e
20. fijo ( 01/09/2005 20:12)
bibi an,aiza kosa le.
vivi an,fa ngah efa......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7802