Fiakaran'ny vidin'ny vary.

1. Herimiafina ( 27/08/2005 15:24)
Rehefa misy hono feo na siosio-dresaka momba ny mety hahalany ritra (pénurie) ny zavatra iray amidy eny antsena, dia lasa mividy an'iny zavatra iny haingana ny olona ary marobe no alainy amin'izany.
Eo koa ireo mpandinika te-hanankarena tampoka dia manararaotra manangona izay hitany mba hivarotana izay azony amin,ny vidiny lafo rehefa miakatra tokoa ny vidiny araka ilay siosiondresaka.

Ny vokany dia na tsy tokony ho hisy akory aza ny fiankaran'ny vidin'io zavatra iray io dia lasa miakatra hoa zy ny vidiny satria lasan'ny olona daholo ny entana teny antsena dia vitsy sisa no tavela.

Ka noho izany, ry mpanararaotra, mody ataovy hoe hiakatra koa ny vidin'izao sy izao rehetra izao, dia alaivo daholo ny eny antsena dia ho hitanao fa ho marina ny faminavinanao.
novalian'i pika ny 06/09/2005 10:03
2. RockyMaivia ( 28/08/2005 17:04)
Dia maninona koa 'zao raha miakatra ny vidin'ny vary?? :°) :°) :°)
3. steeeel ( 28/08/2005 18:45)
zahay tsa minambary fa tsako avao
4. Herimiafina ( 28/08/2005 23:27)
Hitako nareo no tsy mimenomenona toy ny bandy sasany koh, hay efa amerikana sy vazaha daholo. Lamaody ndray le vazaha mainty amin'izao fotoana izao.
5. pika ( 29/08/2005 13:54)
Herimiafina a tsy ny vary ihany e
fa ny fahitako azy dia tsy ireo mpivarotra mpanjinjara kely eny an-tanana no manao io matetika fa ry zareo ngeza(ny grossiste sy ny collecteur)
jerevo t@ menaka ka mody hoe tsy nisy ny menaka hafa tsy menaka mandry hay te handefa ireny fa tsy misy mpividy sns
:°)
6. Herimiafina ( 29/08/2005 14:45)
Hainao tsara mihintsy ny tiako niaviana teo, toa lasa collecteur daholo indray izao ny olona misiosio eny ambanivohitra rehetra eny ary manambaka ny tantsaha (économie de traite) indraindray (sauf collecteur marina an).
Ny mpivarotra mpanjinjara kely dia tsy omena tsiny satria fidirambolany koa io ka tsy maintsy vidiana ihany koa ny service atolony antsika mpanjifa.
7. pika ( 30/08/2005 04:29)
oh moa no andraisan'ny TIKO ny ronono 1l ohatrinona anefa ny hamarotany ny produit azo avy eo :?::?:
tsy omena tsiny izy satria izay ilay ...... fa anjaran'ny tantsaha no mieritreritra
nefa moa afaka ny hanao inona :?:
8. naritsimba ( 30/08/2005 11:01)
2000fmg no andraisan'ny TIKO ny ronono zao, ary raha tsy mety mivarotra aminy dia tsy azo avoaka ny faritry vakinankaratra ny ronono raha tsy ahazoana alalana @ Institut Pasteur
Isika eto mihitsy no tokony hanentana ny tantsaha fa ny tantsaha tsy afaka ny hanao Internet raha ny eto Madagasikara aloha.
Koa raha sendra mankany ambanivohitra any dia manaova fanentanana e, zà mantsy efa manao satria mba manana omby gasy kely ahazoana 3litre ihany any @ faritry vakinankaratra iny.
Izay no vaha olana haingana
9. pika ( 31/08/2005 07:52)
narintsimba a marina izany fa saingy mbola lavitra ny lalana
mila ny fahatongavantsaina'ny ts11
10. Herimiafina ( 01/09/2005 20:41)
naritsimba:

2000fmg no andraisan'ny TIKO ny ronono zao, ary raha tsy mety mivarotra aminy dia tsy azo avoaka ny faritry vakinankaratra ny ronono raha tsy ahazoana alalana @ Institut Pasteur



Ny anton'io dia mbola misy tuberculose sy charbon any Bira any dia i Tiko irery no manana ilay fitaovana sterilisé sy fitaovana ahafahana mi-contrôler ny ronono atahorana misy ireo aretina ireo dia izay no nanomezana halalana manokana azy afaka maka ronono direkta any amin'ny tantsaha.

Tsy sanatriavina hoe manao tan-drametaka ny tantsaha ka tsy mitsabo ny bibiny fa kosa ialana amin'ny olona sasany mety hanararaotra no anton'izay. Misy tsy tantsaha mantsy manome ronono misy aretina any Tiko indraindray dia sosotra ny Tiko dia aleony mividy direkta amin'ny tantsaha tsy mandalo intermédiaire.

Mampanaelo be ilay omby.
11. pika ( 06/09/2005 10:03)
fa ny tiko no tena dolaka be fa ialy tatsaha nihosina tain'omby mba ahoana :?:
sa ireo omby vazaha ve tsy hatahorana @ vache ffffff
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5727