PAZZAPA :hanao ahoana ny hoaviny??!!!
41. palince
(
09/09/2005 09:16)
tena milay aloha ilay PAZZAPA tamin'ity fa ny tena mampalahelo dia ity NOMINE lava ity tsara ilay eritreritra fa lasa ohatrin'ny mampijaly ireo pifaninana fa rehefa tsy lany dia tokony mody
42. jentilisa
(
09/09/2005 15:07)
Samy mandeha amin'ny anjarany aloha e! nisy lalan tampoka fotsiny anie ny pazzapa fa tena lalao tsotra no nanombohana azy e!
I Sitraka nilaza fa hira evanjelika ihany no ataony. Tosy indray any amin'ny cabaret ihany. Raha resaka hoe fifaninanan'ny mpamoronkira sy mpihira anie dia marina tokoa hoe tokony hiavaka avy hatrany e! saingy tsy izany aloha no nataon'ny ankizy fa hihira ny hiran'olon-kafa fotsiny.

44. Rablagy
(
12/09/2005 07:58)
Ny ahy aloha ny hevitro dia izao :
Rehefa hira no atao dia tokony hira no ianarana,dihy dia dihy no ianarana.Tsy pazzapa no iantsoana azy raha dihy.
Tsy misy mpihira malaza amin'ny dihy izany, afaka maka mpandihy izy raha ilainy izany.
Fanatsasrana no ilaina, oh : raha baha-gasy no hainao sy tianao dia iny no atao izay hampivoaka azy; raha jazz dia torak'izay .Fa tsy taizana ho choral, ianarana daholo izao rehetra izao tsy lasa lavitra e!
Fitiavana hanatsara zavatra ihany ny ahy.