misy ve ny fivavahana marina?

41. xxx ( 05/09/2005 08:42)
zao ao efa ho tonga ny farandro dé aona ? tsy aleo ve tonga dé mivavaka toy izay mbola hiady hevitra e ? tsy tsapanareo angaha ny famantarana rehetra ? dia vakio ny matio 24
42. jentilisa ( 05/09/2005 10:10)
ka na t@ oviana na t@ oviana tahaka izany foana anie...fampiomanana hatrany io fa tsy hoe...raha vao manondro daty eo dia vita...
43. moi ( 06/09/2005 05:59)
Vali'ny lohateny avy hatrany :
Misy ny fivavahana marina, ary midika koa izany fa misy ny fivavahana tsy marina.

Dia iza amin'ireo no mahavonjy ?
Ny fivavahana kristiana no finoako. Satria amin'izay voalaza fa andriamanitra teo amin'ny tantara dia Jeso Kristy irery no nitsangana tamin'ny maty tamin'izy ireny !
Fa ny fanontaniana manaraka dia hoe iza amin'ireo antokom-pivavahana kristiana indray no marina ?
Izay nolovainao tamin'ny ray aman-dreninao ve ? sa mba nisafidy ianao ? Sa izay nitondran'ny olona anao ?
44. Herimiafina ( 09/09/2005 16:51)
Hitan'i moi, Andriamanitra dia niantso anao amin'ny fomba isankarazany, mety tany amin'ny RAR-nao, mety ny fiaraha-monina, fa ny essentiel dia niantso izy ary nisafidy ianao ary dia izay nidiran'ny tongotrao no marina aminao.
45. Tiah ( 13/10/2005 14:13)
Ts ilaza a oe mis ny fivavahana marina na ts misy fa amiko refa manaiky sy mino an'i Jesoa Kristy d efa tsara satria hoy Izy oe:"izay mino ahy d hanana ny fiainana mandrakizay,Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana."
46. Tiah ( 13/10/2005 14:18)
Ts ilaza a oe mis ny fivavahana marina na ts misy fa amiko refa manaiky sy mino an'i Jesoa Kristy d efa tsara satria hoy Izy oe:"izay mino ahy d hanana ny fiainana mandrakizay,Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana."
47. xxx ( 14/10/2005 11:59)
izay mino sy mitandrina ny didiny no marina! ka inona ary ny didiny?...tsy ny didy folo?...ka mahalasa saina ihany, izany hoe sao dia tokony hanaja ny shabbat daholo @ izay ary isika kristianina sa ahoana hoy ianareo?
48. daran ( 19/10/2005 09:00)
tenin'Atra no fahamarinana: marina io ka zay tena manaraka ny ao zany no marina e! mamokatra voa tsara ve lay fiangonana? Zay no marina amiko! tsy ekeko ohatra ny filazana fa manana ny marina nefa tsy manana ny toe-tsain'i Jesosy: ohatra manavakavaka, miavonavona, mandray anjara @ ady, tafasaraka @ politika, ...
ory XXX a! tsy ny fitandremana ny shabbat né no mahavonjy e! ny finoanao an'i Jesosy ihany d arahinao asa ny finoanao azy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.264