pazzapa 3 fahatelo: iza ary no handresy?
21. moi
(
24/08/2005 11:25)
Ka raha resaka commercial dia izay tian'ny public no atao lany, satria ny public no hividy ny raki-kira ; dia ho tafita izay manana public.
Raha mbola teo aloha Zinzô an ! Fijeriko manokana fa tena tsy lanin'ny jury mihitsy izy fa saingy lanin'ny public ... Ary asa na tsikaritry ny fianakaviany izany ka mampitombina ilay hoe "Aleo ialahy mody ry Z." ; dia miady antrano angamba ry zareo fa ny dadany manao hoe aleo hanao raha mbola manana chance, ny ankilany manao hoe aleo mody fa hita fa tsy tiana...

22. fijo
(
24/08/2005 19:46)
moi an,le voty anie efa tsy hay intsony izay marina e.marina fa ny vahoaka no mifidy,ka dia izay no nahatonga ny star ac II tsy nanao tourné mihintsy,satria natosika fotsiny ny sasay,hany ka tsy tafavoaka mihintsy.
23. sasa
(
25/08/2005 05:45)
lasa mampmé le pazzapa fa izay manana spons matanjaka izao no lasa na tsy mahay mihira ary e, afaka miantso foana manko rehefa manana credit fa ny sms no mandefa indray mandeha ihany, amiko aloha le nampoina sy robbi tsy tokony ho lasa satria nanadino tononkira no sady be zeste nefa toa rehefa be sosy d lasa kou.
Iny indray izao le Haja Tamatave fa nogafian'ny Hary fotsiny tsotra izao,i Hary aza niaiky ny hadisoany hoe faute-ny no naha-nominé le ankizy
Iny indray izao le Haja Tamatave fa nogafian'ny Hary fotsiny tsotra izao,i Hary aza niaiky ny hadisoany hoe faute-ny no naha-nominé le ankizy
24. ari.malala
(
25/08/2005 05:59)
le haja kosa ranga tena tsy lasa ny feony â! t@ evaluation t@ larobia heriny nihira anle father and son izy fa tsy takany akory le hira sady tsy mahay manao voix de tête izy fa angoatenda b fts! t@ iny no efa tokony nominée izy, d Nampoina sy Robbi koa! tena tsy lasa ê! sady manadino tononkira no tsy mahatafavoaka tsara anle hira ê! tsy milay tsony le mijery pazzapa!
25. fafa
(
25/08/2005 07:32)
ny ahy i Omega no mampalahelo ahy fa nominé hifidy azy aho zao! (na de tsy de mamely loatra aza izy hi hi)
26. jentilisa
(
25/08/2005 08:26)
Fa le pazzapa aloha tena lasa mandihy koa no atao an! angamba raha mbola misy ny pazzapa IV dia izay mahay mitendry indray no raisina. Fa hatramin'izao aloha dia i Stephane no lohany an! Bob hoy ianareo
29. moi
(
25/08/2005 12:39)
Tsy nanaraka mozika ny fihiran'i Harena, tsy mihaino mozika fa tonga dia mahitsy !
I Nanah iny ve tiana ho lasa satria taranaky ry Nanahary e ?
Fa jereo ny score vao manomboka fa ataon'Antalaha miakatra, ary i Harena no heveriko fa hilatsaka amin'ity.
I Nanah iny ve tiana ho lasa satria taranaky ry Nanahary e ?
Fa jereo ny score vao manomboka fa ataon'Antalaha miakatra, ary i Harena no heveriko fa hilatsaka amin'ity.
30. jentilisa
(
25/08/2005 14:24)
Na i Harena na i Haja satria siora aho fa i Omega no ho voalohany. Tahaka ny mampihomehy anie fa ny lehilahy hatrany amin'izay hitako no avotra voalohany e!
I Bob indray dia manana personalite izy ka mety hiatrika ny famaranana. I Tahiry koa no mety hifaninana aminy amin'izany.
I Bob indray dia manana personalite izy ka mety hiatrika ny famaranana. I Tahiry koa no mety hifaninana aminy amin'izany.
31. fijo
(
25/08/2005 20:20)
dia mahagaga ahy,rehefa mihaino le tantara eto aho,fa dia zavtra efa nitranga taty aby no henoko eto,ka manontany tena aho hoe,ny zavatra mitovy ve no manome io vokatra mitovy io,sa dia efa natao ho toa izany mihintsy le izy??????
toa maro loatra le trangan javatra mifanahaka mantsy
toa maro loatra le trangan javatra mifanahaka mantsy
32. andratax
(
26/08/2005 04:23)
vaovao farany tsy nahazaka nominé ny ray amandren'ny harena dia nalainy ny zanany
zany ve dia mba artista ?
zany ve dia mba artista ?
33. moi
(
26/08/2005 05:23)
Tsy artista kosa angamba ny ray aman-dreniny ka !
Fa mba mahatsikaritra fitsarana hafahafa angamba ry zareo dia naleony nalaina tsy nisy comment ny zanany.
Zinzolu bis e !
Tokony ho enina, na valo any mihitsy ny jury vao mety hanakaiky kokoa ny mety ny fitsarana e !

34. fafa
(
26/08/2005 06:54)
Raha zà de naleoko izy nanohy de ho hita eo ko! kilalao ko nge io fa tsy oe inn akory e! raha milay be izy afaka manao mpihira fotsny, mitady producteur, raisina ampo be loatra le izy eto Dago ka zay no mahasosotra! ny ahy jereko fotsny any! misy ihany no tiko tahaka an'dry Bob na Tahiry sy Dinah reny fa le jejo loatra reny manahirana fa tena trop loatra e! tsy reveko na mahay mihira tahaka ny inn aza!
35. stephan
(
26/08/2005 08:00)
naleony ny azy nalaina tsy nisy fanontaniana toy izay nalaina baraka toa an'i Zinzolu. Dia inona no atao amin'ny Asabotsy. Valifaty ankolaka ihany anie ilay izy e!
36. sasa
(
26/08/2005 10:01)
ka izay le hoe te-hanao nefa tsy mahazaka klé,fifaninana anie io e, tsy maintsy misy mpandresy ary tsy maintsy misy resy, fa tokony havelany hilalao aloha ny zanany d ho hita eo kou, le ray aman-dreny mintsy no tena mampmé kou
37. ari.malala
(
26/08/2005 10:31)
style Zinzolu ê! manin nefa no raisina am-po b le izy? kilala o toy ny kilalao rehetra ihany io, d araky ny fitey we adin'ombalahin'ny mpianakavy d ze resy tsy akoraina ê! :) @ sabotsy zany ony tsisy voting fa fety fts! :)
39. sasa
(
29/08/2005 04:37)
ari.malala fetsy be lesy le RTA klé, ataony fitadiavam-bola le izy kou, am 1er Octobre anie lesy vao finale e, mihintsana tsirairay amzay ireo ankizy ireo izao