Fitsaboana amin'ny zava-maniry!

41. bichette ( 15/09/2005 06:21)
rurik kosa e ! io efa nataoko eo ambony io ho an'ny mony @ tarehy, jus de citron + vaseline + pulpe de tomate io
42. Veloo ( 15/09/2005 16:04)
bichette dia tena afaka ve aky? mangirifiry ny voasarimakirana raha eny @ tarehy kle
43. fijo ( 15/09/2005 21:24)
raha misy alamo koa dia mety.
44. bichette ( 16/09/2005 06:36)
ny maso : sasana amin'ny ravimboafotsy, anaovana thé dia iny hanasana ny maso koa.
45. isrine ( 16/09/2005 09:40)
ny zavamaniry anie ka mahasitrana e, fa eo @ fatrany no tsy ahalalana ny tena marina, satria tsy misy afaka hilaza mazava ny fatran'ny zavatra atao mihitsy.
Ary izay no mahatonga ny gasy ho tsy sitrana na dia mampiasa tambavy aza satria eo @ fatrany dia samy very e. Hany ka lasa poizina ny zavatra noeritreretina fa hitsaboana tena.
Veloo: tsy haiko aloha na fanafody diabeta ny volokatsaka, fa ny henoko fotsiny dia io hoe ho an'ny lehilahy tia siramamy be loatra, satria hono mety ho tsy hi-pipi ny lehilahy raha be loatra ny siramamy. dia io no fanafodiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6295