Fitsaboana amin'ny zava-maniry!

21. watafon ( 28/08/2005 10:11)
ny diabety zany d toe-tena e ! ka ilay oignon zany ny tena asany dia manampy ny organisme @ famokarana insuline e !; izany hoe mi-stabiliser ny diabète zany e! ohanina manta zany izy io e!
22. Veloo ( 29/08/2005 20:14)
ny cannelle ko mahafaka diabete... nareo ve ry reto tsy nihinanan cannelle t@ mbola kely? za tena nahalany be... tsy mahafaka diabete fa mba mampidina ny insuline eeeeee
23. fijo ( 01/09/2005 19:48)
watafon an,azavao tsara kely letsy le resaka diabeta io an,"toe batana"???? tsy azoko.
24. Veloo ( 01/09/2005 21:22)
fijo angaha von'ny diabeta? :-D:-D:-D
25. fijo ( 07/09/2005 20:02)
veloo an,za tsy voa ka,fa mba liana satria maro ny olona haiko no voan'io;
26. Veloo ( 08/09/2005 17:52)
fijo a ka asaivo mihinanana cannelle retsy a
27. fijo ( 08/09/2005 20:24)
tena mety ve io sa ahoana?
28. Veloo ( 08/09/2005 20:47)
ka efa oe mety ko za kosa serieux raha momban'izany an
29. rurik ( 09/09/2005 11:53)
dia ny fihinanana karoty koa hono mahatsara maso
30. avana ( 09/09/2005 12:54)
....de ny fihinana tambavy be loatra mampisy moisissure am taova refa ela ny ela(vavony, aty ...)
31. avana ( 09/09/2005 12:54)
....de ny fihinana tambavy be loatra mampisy moisissure am taova refa ela ny ela(vavony, aty ...)
32. diamondra27 ( 09/09/2005 13:13)
ny anamamy toa contre ny tension sa contraire?
33. diamondra27 ( 09/09/2005 13:21)
ny herbe marocain manala azy, tena lasalasa hono ianao rehefa avy eo , marina ve izany? za lou mbola tsy nanandrana e!

ary ny tabac sec: "paraky" tsy fanafody fa nisy niteny tamiko hoe mampaniry plantes sa tainkafe izy izay, ze mahay de ahitsio eto ireo

ny efa nandramako de rehefa voan'ny point de côté ianao dia mangala ravi-maitso pelaka tsy mifidy de apetraho eo @ le point de côte de mandehana normale fa refa kelikely de afaka io

ortie: raha tsy mande tsara ny ranao de akasiho @ ranjonao io, tena misaotisaoty enao raha tsy mahatanty fa manaintaina be sady mangididy
34. bichette ( 12/09/2005 09:54)
diamondra27 marina ve io ortie io ? :roll::lol::D =))
35. bichette ( 13/09/2005 12:23)
inty misy hafa :

mauvaise haleine : mihinana yaourt na mitsako persil

MONY : raonà voasarimakirana, nofonà voatabia sy vaseline kely, afangaro tsara mihitsy elaela dia iny no ahosotra amin'ny tarehy rehefa ilay maraina avy mandro iny, dia ny hariva indray petahana tongolo ail notapahina
ny tongolo ail misy vitamine C potassium selenium silicium soufre izay mahatonga nilay ail ho "antiseptique efficace"
ny voatabia anti-infection, cicatrisant antitoxique
36. rurik ( 14/09/2005 12:17)
maro ihany ireo fa raha tarehy misy mony sao mba misy mahafantatra! inona ny hatao?
37. Veloo ( 14/09/2005 18:21)
ny anamamy maha be tension ry diamondra a aaaaaaa
38. isrine ( 14/09/2005 18:51)
ho anareo lehilahy tia siramamy be loatra io, volokatsaka atao tambavy, fa tsy haiko aloha ny fatrany a.
anatsinahy hono mampihena, ary tena malaky hono, fa mila mitandrina zany @ ilay izy. ny fatrany tsy haiko fa atao tambavy.
39. Veloo ( 14/09/2005 21:06)
isrine dikan'izany ve oe maha afaka diabete ny volokatsaka?
40. fijo ( 14/09/2005 21:14)
rurik an,io ambony io i bibi vao manazava le mony
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1731