Zafy be molotra mba menatra,mandiniha tena fa tsy alehany.

21. fasaly ( 23/08/2005 11:58)
tsy voatery hijanona any diego foana anie izy na raciste tsy tia merina aza e! raha azony natao de nanjakàny aby ny 6 provinces
22. fijo ( 23/08/2005 21:48)
asa koa raha tsikaritrareo,fa ireo tsy tia merina rehetra ireo dia ao tana no mitaiza ny zanany.satria tiany ,mba hitovy amin'ny zanaka merina.
tsy sahy mody any ireny ,satria any koa anie mero no tsy tia azy e.ary fantany fa ny any tsy misomonga aminy,fa avy dia ny paraky no latsaka tao raha vao mivinany any.
23. ravatorano ( 24/08/2005 07:58)
marina ny an i fijo ary mahagaga tokoa ah fa na olona tafita any amin ny toerana nihavgiany aaza tsy ùmety miverina any tsony na dia hoe hampianatra aminilay toerana aza mba ho fahalalan ireo havana any.Za d gaga tamin iny faritra antsmo antsinana iny tamin ny diako vao haingana izay fa raha nanao stat zà dia 10% no mba olona avy any amin ilay faritra fa ny ambiny vahiny malagasy avokoa hihihihi.
Ny eo amin ny mpitsabo mao d tsy lazaian tsony.
Mahagaga
24. zama91 ( 24/08/2005 14:40)
Rehefa tsy tia merina izy,dia azy ny azy fata poko fata pirenena izany resaka izany, saingy raha mipetraka ao tana izy noramal,any diego anie misy merina eh,ary madagasikara hoan'ny malagasy ka tsy tokony hisy izany resaka izany,izay ihany no mahatonga an'ilay ady
25. babalahy ( 24/08/2005 16:22)
Aza omena tsiny Dakoma @izany fa tsy fantany ny zava-nisy t@ 93 izany satria faninin'oroka nomen iZafy azy t@ ilay molotra sa ahoana ry Lejim???
26. fijo ( 24/08/2005 21:08)
mamon'ny paraky kosa ngamba le zafy ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0899