Zafy be molotra mba menatra,mandiniha tena fa tsy alehany.

1. dakoma ( 19/08/2005 08:20)
Ry le Zafy al. tsy manan-katao afa tsy mitarika olona hikomy,sy manenjika ny zava-bitany filoha.Fa mba nahavita inona hono le rasista lahy io taminy izy teo aminy fitondrana?
Raha ny fahankalana merina dia hainy.Ra mbola nisy ny fivarotana olona dia namidy niaraka taminy vanille tany io.
répondu par fijo le 24/08/2005 21:08
2. Tenio ( 19/08/2005 08:36)
Fa maninona kosa no dia mifanaratsy e!!! azo atao anie ny mitsikera fa tsy dia voatery hifanaratsy e!!! Sa tsy marina?
3. pika ( 19/08/2005 09:19)
tenio marina izany
raha tena olombanona sy misaina aza manopa olona sy mifanaratsy
mba jereo koa inona moa ny nentin'ilay lazaina fa mahavita e sy tsy be molotra no sady bogosy be
4. dakoma ( 19/08/2005 12:07)
Tenio:

Fa maninona kosa no dia mifanaratsy e!!! azo atao anie ny mitsikera fa tsy dia voatery hifanaratsy e!!! Sa tsy marina?



Raha ny satry dia ny hifanaja hatrany,sainga indrisy fa misy karazana olona tsy mendrika izany mihintsy.
Olona tahaka any Zafy dia hita fa tsy ny politika mihintsy no mety aminy.Tsapa izany aminy fomba fitsikerany,tsy misy hajany na diplaomasia mihintsy.
Fony izy teo aminy fitondrana toa tsy nanana progaman-inoninona akory.
5. Tenio ( 19/08/2005 14:59)
Za tsy manao politika fa na dia izany aza!!!!
6. Revimanja ( 20/08/2005 08:05)
Marina fa misy ny raciste fa mba lanjalanjao eh. Toa nareo aza manoatra noho i Zafy raha izany. Sady aratsiana ve ilay olona no ambaniana. Marina fa misy tsy mety ny nataony fa mba lanjalanjao ny teny eh. Malaza mahery setra mantsy ny gasy, io no mitarika amin'ny ady.
7. dakoma ( 20/08/2005 13:17)
Revimanja:

Marina fa misy ny raciste fa mba lanjalanjao eh. Toa nareo aza manoatra noho i Zafy raha izany. Sady aratsiana ve ilay olona no ambaniana. Marina fa misy tsy mety ny nataony fa mba lanjalanjao ny teny eh. Malaza mahery setra mantsy ny gasy, io no mitarika amin'ny ady.

Misy aloha ny fitenenana manao hoe mamela ny helony,fa aza adinoina kosa ny nataony mba tsy hiverenany intsony.
Ra misy olona nandrora ve ny tarehinao,dia hoy ianao hoe tsy maninona,fa hisasa ihany aho rehefa avy eo?
Sa hoy kosa ianao hoe olona aho ka mila hajana?

8. rananou91 ( 20/08/2005 16:35)
aza dia atao an'izany kosa izy eh,izy ary mba nanaiky niala rehefa tratry ny empechement ,fa ny anareo mba manao ahoana,aza dia ersaka rasista ity foana no resahina.
9. zama91 ( 20/08/2005 16:40)
Sendra mba bogosy indray angamba ry dakoma dia manambanimba,raha ny fomba fanoratr'ianao dia hita hoe ianao mihitsy aloha ilay raciste,sady kanosa,hita mihitsy hoe merina nefa miafiana ao ambadiky ny pseudo dakoma.Mba menatra eh
10. fasaly ( 21/08/2005 11:36)
sao mba vicitime n'i zafy kosa re ry dakoma, de ameo izy hanàla ny fony a! (amin'ny fanaratsiana an'i zafy)
raha izay ve ny maha-soulager azy kosa maninona e!:wink:
11. dakoma ( 21/08/2005 16:09)
Izay fanaratsiako any Zafy tsy misy dikany mihoatra ny fahakalany merina.Efa nipetraka ela tany Antseranana aho fahiny,ary nahita natetika ireo fivoriana notarihiny Zafy miaraka taminireo zatovo topotany any.Tsoriko aminao fa resaka maimbo.Nampalalainy taminy fomba ofisialy,fa Rakoto no anarany alikany.De ze revinareo,fa amiko olona tsy mendrika ny hanao solombavam-bahoaka ny toa izany.
12. Lejim ( 21/08/2005 17:02)
Aza mavandy enao ry dakoma. Efa avy nitondra (filoha) i Zafy fa tsy mba nampiseho toetra raciste izany izy. Raha toa ka lasa tsy dia tia merina lery izao dia satria ao ny antony. Zah koa efa nisy fotoana nipetrahako tao Tana tao fa raha misy olona tia manambany olona sy manalika olona dia ny Merina no voalohany, raha mbola Gasy ihany. Aza manao vazaha mody miady eo. Sa ino raha nataon'i Zafy taminao na ianareo merina fony izy nitondra ka manaporofo fa tena raciste be manadala lery?
13. fasaly ( 21/08/2005 19:49)
lejim:
zà lou merina 100°/° fa jamais zà raciste zany e!
eny na de atao hoe le dakoma tena dakoma be reny aza.
fa aoka tsy hanao resaka race eto isika fa efa tokony nilaozan'ny toetrandro zany e! sao misy manao terroriste tampoka eto kou!(l)
14. zama91 ( 21/08/2005 20:09)
Lejim sy dakoma mihitsy no raciste ato.Aleo aloha fanatratr'ialahy ry lejim fa ny merina manana fombany,tsy hoe raha tsy manambady an'ialahy isany avy any anindrana any tsy midika hoe raciste,izany no atao hoe safidy,fa tsy misy hitovizany ny atao hoe raciste eto france toy ny lepen.Ary ny alikan'i zafy toa hoe Merina fa tsy rakoto izany,ary tananarivo tsy hoe ville an'i merina fa ville an'i malagasy tsy ankanavaka,la capitale
15. dakoma ( 21/08/2005 20:44)
Lejim:

Aza mavandy enao ry dakoma. Efa avy nitondra (filoha) i Zafy fa tsy mba nampiseho toetra raciste izany izy. Raha toa ka lasa tsy dia tia merina lery izao dia satria ao ny antony. Zah koa efa nisy fotoana nipetrahako tao Tana tao fa raha misy olona tia manambany olona sy manalika olona dia ny Merina no voalohany, raha mbola Gasy ihany. Aza manao vazaha mody miady eo. Sa ino raha nataon'i Zafy taminao na ianareo merina fony izy nitondra ka manaporofo fa tena raciste be manadala lery?


Zafy ra nanao filoha tsy hoe voafidy izy akory fa napetraka teo.Ary Dago manotolo dia afaka manaporofo,fa ny politikany Zafy dia tsy fapandrosoam-pirenena velively,fa kosa ny hanao anan-Tseranana ho repoblika mahaleo tena.
16. Lejim ( 21/08/2005 21:15)
Aiza ny porofo ry dakoma ah. Toa miteniteny foana anie atsika izany e.
17. zama91 ( 22/08/2005 16:24)
Raha samy hisafidy ihany amin'ny zafy sy deba aleo zafy,ary dakoma tsy maharaka vaovao mihitsy,63% vato azon'i zafy t@ election 93,ary resin'i deba kely fotsiny izy tamin'ny 97 teo.Napetraka ahoana moa izy izany fa tsy mazava ?
18. fijo ( 22/08/2005 22:24)
zafy aloha ,na inona fiarovana azy ,dia olona tsy tia merina,ary tsy manafina an'izany mihintsy izy.tao amin'ny hopitaly izany dia efa hain'ny rehetra.
izao dia io mbola haveriny io indray le resaka.
lejim e,place kabaro magnafo haiko tsar e.fa maro koa olo boka diego mahay tsy fitiavan'i zafy merina io.
19. fafa ( 23/08/2005 08:36)
ka raha rasista izy inn no ipetrahany eto Tanà raha zany? tsy aleo mody any Diego any? tsy haiko aloha fa zà vahiny ko
20. dakoma ( 23/08/2005 11:15)
fafa:

ka raha rasista izy inn no ipetrahany eto Tanà raha zany? tsy aleo mody any Diego any? tsy haiko aloha fa zà vahiny ko


Solombavam-bahoaka no asany,ary ao Tana ihany no misy ny antemieram-pirenena.Izay ngamba no atony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1231