1500 ny dakoma maty novonon'ny gasy t@ 1976

21. Herimiafina ( 25/08/2005 15:48)
Ka reny mpiasan'ny RFi reny le saomera tsisy formation atsipy aty amin'ny tany mahantra e. Inona intsony ary ny azo lazaina.
22. fijo ( 25/08/2005 22:33)
voadona tany koa fa tsy nanaiky lembenana ny olona dia kirizy e.
23. palince ( 08/09/2005 08:40)
nanaonao foana tsinona dia voadaroka tsy anazy ny tany no miseho milay aty. Sady namono gasy koa angamba:-P
24. lidy ( 12/09/2005 09:10)
rananou91:

Araka ny vaovao nosoratan\'ny journaliste komorianina dia voalaza fa 1500 no maty novonoin\'ny gasy nandritra ny 3 andro tany majunga,dia mba ahoana ny hevitrareo gasy tsy tia vahiny ireto.
NB ny mpanoratra moa dia gasy metisy kororianina

ity ve tsy efa resaka vita fomba t@ireo mpifanandrina tamin\'izany e!Ambarako nanao tsarabe mon frera fa zaho olo boka majunga za zeo (manjarisoa)io,fa mare loatra 1500 zegny laolo ô!Tsy haiko tsarabe moa fa za matoky fa olobe énao ka ialao vandy zoky é!azonao hognona moa raha ambaranao zegny fa F.R.S ndraiky rafale-nazy t@ 13 mai 1972 tao tanà kony zokinakay tsy navita 1500 cadavres zegny!.Io kabaron-laolo RFI iny fa laolo io diso compte ay!Hainao? sao, sanatry kabary, nambarany laolo io vola ilay isa telonjato(300) ka nataony x5 leran\'izy nataony isa vazà!

25. pitchou ( 12/09/2005 12:46)
ary raha nahatratra 1500 zany tokoa ve ny kaomiriana maty t@ireny ho nisy kaomoriana intsony? ary raha ataoko hoe nisy 1500 ny isan'ny maty rehetra (ka tao anatiny ny kaomoriana) ko tsy cimetière daholo majunga 1 vohitra fa ho tsy naharaka intsony na ny fandevenana ny maty aza?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1083