Betsaka @ bandy gasy no enta-mavestra ho an'ny firenena fots

21. kally ( 20/08/2005 09:45)
Marina ny tenin'i Jentilisa fa vehivavy foana no lohalaharana @ fahazoana asa ary tsy diplaoma fotsiny no fepetra takiana amin'izany fa ny fahaiza-miasa sy miandraiki-javatra.Mbola kely ny vehivavy gasy dia efa zatra nanankinan'ny ray aman-dreniny andraikitra, ny ankizy lahy kely kosa milalao sy be lalao foana ary na efa lehibe aza dia matetika tsy manana andraikitra firy ao an-trano.Mampisy elanelana be eo @ fomba fiasa sy ny toe-tsaina ary ny fahaizana mikarokaroka io.Ka na lehilahy sy vehivavy mitovy diplaoma izao aza, rehefa ampanaovina test psycho sy iresahana dia matotra kokoa ny vehivavy ary raha tsikaritrao dia matetika ny orinasa tena matanjaka eto Madagasikara dia vehivavy no mitàna adraikitra ambony ao.
22. dakoma ( 20/08/2005 13:11)
kally:

Ka ra izany teninao izany no dinihina dia hita fa atraminy fitezana izany no diso.Tsy misy ihany koa izany ny fitoviany lahy sy ny vavy.Hanakory ny hiafaran-tsika,toa ahitanareo fialan-tsiny daholo ireto hakamoana sy habadoany zatovolahin-tsika.Apiriato ranga ireo hietsikaaa.

23. kally ( 21/08/2005 09:25)
Ny anay efa napiriatinay :lol:
Mba betsaka koa moa ny lehilahy miasa ry Dakoma sa iza aminareo eto @ forum no mirenireny fotsiny, avia ampiriatina!
24. booboo ( 21/08/2005 09:43)
:-D
25. dakoma ( 21/08/2005 16:25)
kally:

Ny anay efa napiriatinay :lol:
Mba betsaka koa moa ny lehilahy miasa ry Dakoma sa iza aminareo eto @ forum no mirenireny fotsiny, avia ampiriatina!

Marina ny anao.Ny bandy mahaleo tena koa anie ka sexy eee.
26. Veloo ( 22/08/2005 21:28)
Mampihesona koa zany size zany kle :twisted:
27. fafa ( 23/08/2005 10:54)
28. eh ( 23/08/2005 13:24)
mampalahelo aloha ny mahita sipagasy lasan'ny vazaha ê! kanefa ilay lanjambola angambany no tena ao anatiny! mila mihetsika ny lhl gasy ê! tsy mipetrapetraka fa mihetsika ê! inona no atao hampihetsika anareo?
29. Veloo ( 23/08/2005 15:22)
eh, tsy mety intsony io efa toetr'andro eeeeeeee tsy misy mahava ny olana intsony... mampalahelo kanefa zavatra mitranga eeeee:twisted:
30. fasaly ( 23/08/2005 16:17)
eh!
fa maninona no mampalahelo kay!
31. Veloo ( 23/08/2005 18:07)
fasaly a kita fa miha-ratsy knou inn ndray?:roll:
32. Herimiafina ( 23/08/2005 19:55)
Za alou de tena miombokevitra amin'i Dakoma mihintsy e. Feno kofboay tsy tapaka ilay tambohonay zay k'lé, ary tsy miova mihintsy fa ireo mpitaingina isan'andro foana no eo. tsy misy atao afa-tsy ny mikitika joba mandalo fotsiny. Ary ny mahagaga dia 7/7, 365/365 ry leirony eo foana. Fa metetika misy an'ireny boay kely zanaky ny lebany ireny foana mitanaraka an-dry leirony eo. Iny angamba no spons k'lé.
33. fasaly ( 23/08/2005 20:06)
ary zà tsy mba mahita anzany!
lay tamboho aiza kay zany???
34. Herimiafina ( 23/08/2005 22:14)
Misy tamboho izay hoa any Ambohimirary any e, dia mitovy be amin'ilay tamboho etsy behoririka etsy akaikin'ny mpivarotra saribô le eo akaikin'ny tranon'ny Pr Ange Andrianarisoa eo io e. Miaraka eo daholo na taranaky ny mpivarotra saribô na taranaky ny minisitra taloha e. Tsy hitanareo ve io. Efa kobon'ny BC mahintsiny hoe eto ilay misy mpanendaka tsy mety tratra mahintsiny (tratra ihany mantsy fa avoaka foana rehefa avy mi-téléfon Papa e.).
35. fasaly ( 23/08/2005 22:18)
36. fasaly ( 23/08/2005 22:19)
ah ok! mila mitandrina zany refa mandalo eo fa soa fa fantatra zany.
37. Veloo ( 24/08/2005 16:37)
fasaly a tandremo tsara an.:-*
38. fijo ( 24/08/2005 21:42)
za aloha dia kamolahy e.fa mazoto mikaly.dia aleoko manao loto
39. deghany ( 25/08/2005 10:59)
loto de goutry!!:-D
40. Veloo ( 25/08/2005 16:07)
o ry fijo a mba ovay ty fisainana. aiza noho kamo lahy.. tsy ahazo vady eo fa ataovy:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4417