Betsaka @ bandy gasy no enta-mavestra ho an'ny firenena fots

1. dakoma ( 18/08/2005 11:27)
Firifiry moa ireto tovolahy miseho ho tsara tarehy nomanao akoholahim-bohitra erakin'ny tanàna fotsiny. Tsy mianatra tsy miasa. Ny ankamaroan'izy ireny dia na velomin'ny vadiny na ny RAR-ny. Ny sigara anefa tsy maty mihintsy ary ny revy tsy tapaka.Sao dia mba anisan'ny mampahantra ny firenena ihany koa izany fa tsy dia voatery resaka fitondrana foana no hoe tsy mety.Aiza ny ambon-tsika lehilahy ê! Ndao mba hianatra an'i Ravalomanana,sady tsara tarehy no miasa dia avy eo lasa manankarena,ny ankohonany mandroso, ny firenena tafitany.
novalian'i deghany ny 13/09/2005 08:51
2. zama91 ( 18/08/2005 14:45)
Tena mamely mafy kosa izany eh,tsy ny lhl rehetra no manao an'izany fa mba misy fantatrao angamba dia izay no nolazainao,izahay lehilahy anie mba mahavita zavatra ihany rehefa tsy vitan'ny vehivavy eh
3. fasaly ( 18/08/2005 14:51)
ka i toi aza dakoma mou kou!
mampisehoa modely ho azy itreo alony de mety hiova zareo e!
4. kally ( 18/08/2005 15:06)
Ny mpamaky trano sy ny mpangalatra no tena enta-mavesatra fa raha hirevy sy hipololotra sigara izy volany iny ka izay anaovany azy tsy idirantsika lalina.Fa raha vola halatra kosa???dia ringano fa fanetribe ny ankoatr'izay aleo izy hirevy fa mampihodina ny toe-karena izany, iza ary no mba hividy ny masikitan'ireo mamelona zaza dimy hoy ianao?Ary hankaiza ny mpiasan'ny orinasa mpanao sigara raha tsy nipololotra izy?Ho faty koa ny mpamboly paraky...vesatra ho an'ny firenena izy raha ny karamako izaho sy ianao no hanombinana hanomezana "allocation de chômage" ho azy isam-bolana, rehefa tsy mangalatra sy tsy andoavana allocation dia aleo izy hilamina.
5. kally ( 18/08/2005 15:07)

6. Chuan ( 18/08/2005 15:59)
Kayy !! Tototry ny fantsy dakoma kle ! hihihih
Ekena fa misy olana kely ara-toe-tsaina sy ara-drafitra ny resaka fahantrana eto amintsika fa tsy misy hidiran`ny hoe "tsara tarehy" sy ny hoe " akoholahim-bohitra" amin`izany .
7. dakoma ( 18/08/2005 17:36)
Chuan:

Kayy !! Tototry ny fantsy dakoma kle ! hihihih
Ekena fa misy olana kely ara-toe-tsaina sy ara-drafitra ny resaka fahantrana eto amintsika fa tsy misy hidiran`ny hoe "tsara tarehy" sy ny hoe " akoholahim-bohitra" amin`izany .

Ny tiako hotenenina ange dia ireto tovolahy tomady tsy marary tsy malemy, nefa dia kamo sady tsy mianatra no tsy miasa. Tsarovy fa rehefa tsy misy atao ny vatana mandendeha ny saina.Mifoka rongony sy manabevohoka zanak'olona etsy sy eroa no ataony. Mazava ho azy f any firenena no hibaby ny vokatr'izany. Mitombo ny isan'ny 4'mi stria mitombo ny isan'ny zaza tsy misy mpamelona. Mitombo ny vaky trano satria mitombo ny isan'ny olna mpifoka rongony.
8. fasaly ( 18/08/2005 18:19)
marina be mintsy alony zany e!
9. fijo ( 18/08/2005 21:39)
misy fahamarinany ilay resaka,saingy sarotra be,satria metsy tsy mahita asa koa anie izy ireny e.na koa ny ray amandreniny no mbola mampirevy azy ao,ka tamana izy.
10. ainaheri ( 19/08/2005 07:48)
dakoma >> io tsy idiran'ny tomady sy salama sy ny bô gôssy sy ny bô droity ny fahitana asa nga
tsy fantatrao fa ao dago izy no mipetraka ;
-na manampaizana otran'inona ianao ny asa tsy misy ny orinasa ko tsy mety mandray fa lazainy fa tsy zakany ny karamanao,hany ka ny sisa ahitan'olona asa
noho ny fahafantarany olona ary mandeha @ zany doly ny fitadiavan'asa ao zao.
Nefa na izany aza tsy tokony andevintsotrobe ianao fa tpkony hikaroka ihany ary tsy tokony hiavona aloha mandrapa fa aleo maty rampitso hoy ny fitenenanaka zay ee mbola mpitovo izy da tsy mivaky,ka refa manana ny tokantranony zany we manambady amnjanaka ataoko angamba tsy zay intsony fa hiova izy
11. fasaly ( 19/08/2005 08:07)
ka zà anie de gaga amy tanora sasany e! miavona asa hono fa be diplome, kanefa aleo ve mandray kely na mihinakley toy izay mandry fotsy e! sady expérience ho anao iny no hita miandalana eo ny asa sahaza anao.
toy izay ilay mivenjy fotsiny eny.
12. dakoma ( 19/08/2005 08:29)
ainaheri:

dakoma >> io tsy idiran'ny tomady sy salama sy ny bô gôssy sy ny bô droity ny fahitana asa nga
tsy fantatrao fa ao dago izy no mipetraka ;
-na manampaizana otran'inona ianao ny asa tsy misy ny orinasa ko tsy mety mandray fa lazainy fa tsy zakany ny karamanao,hany ka ny sisa ahitan'olona asa
noho ny fahafantarany olona ary mandeha @ zany doly ny fitadiavan'asa ao zao.
Nefa na izany aza tsy tokony andevintsotrobe ianao fa tpkony hikaroka ihany ary tsy tokony hiavona aloha mandrapa fa aleo maty rampitso hoy ny fitenenanaka zay ee mbola mpitovo izy da tsy mivaky,ka refa manana ny tokantranony zany we manambady amnjanaka ataoko angamba tsy zay intsony fa hiova izy

Ry sakaiza,tsarovy fa ny fiainana dia ilana disciplina na aiza ianao no mipetraka na aiza.Heverinao ve fa tovolahy zatra mirenireny toa izany ho zatra ny hiasa,sy hamitsaka ao an-tokatrano intsony rahatrizay.;-)
13. sipagasy ( 19/08/2005 08:33)
fijo:

misy fahamarinany ilay resaka,saingy sarotra be,satria metsy tsy mahita asa koa anie izy ireny e.na koa ny ray amandreniny no mbola mampirevy azy ao,ka tamana izy.

mba mitovy hevitra aminao za @ iny fa afaka mamorona asa koa anie fa tsy hiandry ho ampiasaina foana e!!!!, mila maka initiative mihintsy e!!!
14. pika ( 19/08/2005 09:33)
mba satrin'izy ireo anie ny hihasa sy tsy ho velomimbehivavavy sy ny RAD fa saingy ny asa tsy misy na tsy mifanaraka @ farimpahaizany
misy ny manao machiniste any @ zone oh nefa anie ka manana maitrise .... manao receveur bus nefa manana licence ......
ny fianarana raha vao tsy mahatakatra ny eny @ université privé dia jereo ny vokany ....
15. deghany ( 19/08/2005 11:21)
dakoma:

Chuan:

Kayy !! Tototry ny fantsy dakoma kle ! hihihih
Ekena fa misy olana kely ara-toe-tsaina sy ara-drafitra ny resaka fahantrana eto amintsika fa tsy misy hidiran`ny hoe "tsara tarehy" sy ny hoe " akoholahim-bohitra" amin`izany .

Ny tiako hotenenina ange dia ireto tovolahy tomady tsy marary tsy malemy, nefa dia kamo sady tsy mianatra no tsy miasa. Tsarovy fa rehefa tsy misy atao ny vatana mandendeha ny saina.Mifoka rongony sy manabevohoka zanak'olona etsy sy eroa no ataony. Mazava ho azy f any firenena no hibaby ny vokatr'izany. Mitombo ny isan'ny 4'mi stria mitombo ny isan'ny zaza tsy misy mpamelona. Mitombo ny vaky trano satria mitombo ny isan'ny olna mpifoka rongony.

ny rongony alou tsy maintsy fohana e!!! tsy de misy idiran'ny M @ le fahantràna ka!!sady na mitombo ary ny isan'ny mpifoka rongony, inn mou ny olana? tsy we refa mi-M nge de voatery we tsisy fotony e!! =))=))=))

16. Ralipo ( 19/08/2005 11:55)
Saika tsy hiteny aho satria tsy mari-pototra amin'ny fomba fijeriko le laza-adina, izany hoe tsy misy antontan'isa hoe firy isan-jaton'ny bandy gasy no tiana resahina, ary firy isan-jaton'ny ari-karena no tsy tafiditra amin'izany ahafahan'i Madagasikara mandroso. milatsiny amin'ny teny frantsay "Taux de délinquance" ve mety hifandray amin'ny "Taux d'investissement", tsy de mila valiny fa fanamarihana fotsiny za ko mo tsy de miditra firy eto fa mbola sahirana. Misaotra namaky e!
17. fasaly ( 19/08/2005 15:55)
sipagasy a! lay famoronan'asa any dago raha tsy manana fond tsy taf e! izy aza vao manomboka de hamorona asa amin'inona eo e!
18. dakoma ( 19/08/2005 18:44)
fasaly:

sipagasy a! lay famoronan'asa any dago raha tsy manana fond tsy taf e! izy aza vao manomboka de hamorona asa amin'inona eo e!

Raha araky ny hevitrao ary e,inona no mba vahaolana azonao atolotra ireto tanoran-tsika ireto? Ny asa tsy misy, ny vola anaovana fond n'affaire tsy misy.
19. fasaly ( 19/08/2005 18:51)
dakoma :
ka zà aza mba manontany tena kou zà ndray no anontanian'i dakoma amzany!
ny mampalahelo fotsiny de ny gasy azo lazaina fa maranitsaina, manampahaizana, rehefa mahavita ny fianarana de mahazo diploma fa avy eo tsy mahita asa araka izay niveau an'i tena , vitsy raha misy mahita, de tsisy varany ny nianarana nandrintra ny taona maro.
20. jentilisa ( 20/08/2005 09:09)
Izaho mipetraka eto Madagasikara. Tsy fantatro izany hoe lehilahy velomina izany @ ankapobeny. Asa na ny manodidina ahy no be mazoto na ahoana fa tsy dia hitako loatra izany lehilahy kamo velomim-potsiny izany. Ny zavatra hitako kosa dia ny vehivavy foana no lasa loha-laharana amin'ny fahazoana asa...angamba tsy diploma kosa no tena fepetra ambadika hahazoany ny asa...na raha tsy izany dia mampieritreritra ihany ny zava-misy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5953