gasy mandalo dia mitaky hoe meo, meo meo

21. fijo ( 16/08/2005 21:01)
za koa aloha efa sendra ny toa izany,fa fantatro koa fa tsy ny gasy rehetra no manao toa izany.ny lehibebe ireny sy ny zatovo mandalo"fa tsy vao tonga" no tena manao io toetra io.fa ny ankamaroany dia toa miafiafy be,ka lasa mampalahelo indray ary
22. pitchou ( 21/08/2005 15:57)
zà ve zao rehefa mandalo any mbô mampalahelo be?
23. fijo ( 22/08/2005 21:17)
misy aloha dia zatra an'io fomba io,fa maro koa n mahay mihaina sy manaja ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1766