Mitady namana hiresahina tsy antitra be tsy tanora be

21. fijo ( 23/08/2005 19:29)
arakara taona io ko
22. ari.malala ( 24/08/2005 05:40)
ka ahoana no hamaritana ilay taona ko!
23. fijo ( 24/08/2005 19:38)
miankina amin'ny tsirairay mpijery indray eo
24. avana ( 25/08/2005 08:44)
Za aloha ts haiko na aiza ho aiza anatin'ilay "fourchette"! fa inona le ho resahina?
25. fijo ( 25/08/2005 20:12)
resaka ka
26. jos13 ( 26/08/2005 19:11)
hay ve zany fotsiny e, manana dadabe izay zahay fa izy io aloha mbola jeune 49ans, sady mpanao sport, tsy fantatrao mihitsy izy io hoe 49 fa ohatrany 39ans , sady izy beau an , fa omeo ny adresse_nao anoratany, mbola jeune ve aloha ianao io e?, fa izy manko mitady sipa 35 a 39
defa matoky anao zany zahay an !! sur e!
27. fijo ( 27/08/2005 21:08)
miady izany ka
28. jamal ( 02/11/2005 14:03)
Ka ilay ahoana marina aza no tianao e?Lesb sa lapaika?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2675