Mitady namana hiresahina tsy antitra be tsy tanora be

1. xxx ( 11/08/2005 17:33)
Raha mba misy re dia mba manorata eto e... eny @ 50 ans raha misy... dia miandry o ary aza mananihany o.
novalian'i jamal ny 02/11/2005 14:03
2. fasaly ( 11/08/2005 17:50)
hey ho!
ka maninona raha mijery ary amy lisitra ary e! de misafidy zay taona tadiavianao fa raha eto ianao no mitady manahy mafy ah sao tsy ahita kou!
3. jajaf401 ( 11/08/2005 17:52)
Azafady aloha zahay tsy manana copie nahaterahana ka tsy ahinay ny taonanay, nefa zahay te-hiresaka; de ahoana?????????????,:-D:-D:-D
4. booboo ( 11/08/2005 18:09)
efa oe aza mananihany oun ry jajaf a
5. fasaly ( 11/08/2005 18:13)
ka jajaf koa angamba zaza teraka anaty ala de tsisy sazy fama tany de tsy nahazo copie
6. xxx ( 11/08/2005 18:23)
misaotra indrindra fasaly, ilay jajaf401 izany koa tsy mba manaja olona mihitsy.
7. jajaf401 ( 11/08/2005 18:26)
Vita hoazy hoatry ny karatr'i naivo ny tamin'iny ry fasaly ah!
8. fasaly ( 11/08/2005 18:37)
jajaf:
raha ny fahazoako azy de i toi tsy manana copie fa manana karatra! de ahoana izany!!:-D:-D:-D
9. jajaf401 ( 11/08/2005 18:43)
fasaly:
Raha tsy manana copie ve de hanana karatra? Fa zaho aloha hotry ny mbola tanora eh!=))=))
10. Veloo ( 11/08/2005 18:49)
o ry jajaf a ka rehefa tanora ve dia hihanihany?:-D:-D:-D
11. fijo ( 11/08/2005 20:01)
tanora kosa ve tsy hialavoly?
12. jajaf401 ( 11/08/2005 20:16)
Ary tanora kely ahoana??????????????????,o^oo^o
13. fijo ( 11/08/2005 20:21)
toa mety aby hono ko
14. cutie ( 12/08/2005 01:06)
za kay mahalala oul tampoka fa omeko ny adiresy email a . :-*:-*:-*
15. fafa ( 12/08/2005 06:53)
Zà efa antitra be de manorata aty hi hi
16. lanto ( 13/08/2005 18:54)
hihihi le mpanontany aza mananihany kay kou !
17. fijo ( 15/08/2005 21:02)
ngah tratra i lanto?:lol:
18. cocorie ( 19/08/2005 12:01)
IZaho andray eo amin'ny 1/4 de siècle ka ahoana mety ve!:^):*
19. fijo ( 22/08/2005 20:27)
izany ve ndry?
20. ari.malala ( 23/08/2005 11:43)
fa firy taona le atao hoe antitra be d firy taona ilay atao hoe tanora be?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1766