mba mila toro hevitra amintsika vehivavy ny tena

21. fijo ( 17/08/2005 21:07)
fasaly,ngah mivonto ny hiafarany?hi hi hi
22. cocorie ( 19/08/2005 08:40)
rivatra sy mangana:roll:
23. deghany ( 19/08/2005 11:31)
Chuan:

Salut Barbie ,

Raha tianao ho voafaritra mialoha koa ny sexe-n`ilay zaza dia misy regime alimentaire tokony harahinareo mitsamm fa tsara manantona dokotera ny amin`izay ! hihihi ! De aza malaina am`crac crac boum ,ktank !ouff ! an ! :P:P:P


ny lamosina zany tsy maintsy folahana tsara!!=))
24. fijo ( 23/08/2005 22:14)
cocorie ,hay ndry koa gaga???hi hi hi i fasaly indray io mahita lazaina io e
25. deghany ( 25/08/2005 10:37)
fafa:

Mananona de tonga de bevoka e! san'andro san'andro mananona foana e!:lol:


sao de mba lany tsoka @zany klé!!
mamay be nge le manafika huître avy eo e!!=))=)):@
26. fijo ( 25/08/2005 23:13)
maty aho huitre ve???
27. Herimiafina ( 25/08/2005 23:42)
Ny huitre ané be calcium hono e. Fa tsy maintsy ampiana yaourt koa ka.
28. steeeel ( 29/08/2005 02:59)
en couleur
29. belletoujours ( 29/08/2005 06:46)
Ny saina aloha de mila atao tena tony be mihitsy fa raha vao strssée tsy mipetraka mihitsy io. De nareo roa miaramijery hoe iza no tena manan pb fa tsy voatery enao foana ane e! De aleo manatona manapahaizana momba io.Raha miasa ianao ka mampiasa saina be nefa tena te hiteraka de mila miala @ asa aloha fa choix anefa io an
30. fijo ( 03/09/2005 19:47)
le pozisio koa hono mila amboarina rehefa manao azy.
31. gasitiako ( 06/09/2005 14:10)
inona no mbola ataon\'ilisany ato efa woe resa-behivavy, aza miteny woe par curiosité ohatsa nena an
32. gasitiako ( 06/09/2005 14:15)
inona no mbola ataon\'ilisany ato efa woe resa-behivavy, aza miteny woe par curiosité ohatsa nena an
33. deghany ( 07/09/2005 09:46)
fijo:

le pozisio koa hono mila amboarina rehefa manao azy.


de aona io pozisio io klé!!?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2582