mba mila toro hevitra amintsika vehivavy ny tena

1. barbie ( 11/08/2005 12:24)
faly miarahaba antsika rehetra ny tenako .Tsy izany fa saika mba hangataka hevitra sy toro lalana amintsika vehivavy ny tenako.Zany hoe inona no tokony hataoko raha te hiteraka , de misy zavatra haraina ve? Na mety misy antony hafa na sakafo , na zay mety fa tena mila vonjy ka mba ampio e
de misaotra mialoha nanome hevitra
novalian'i deghany ny 07/09/2005 09:46
2. booboo ( 11/08/2005 12:50)
-manao courbe de température (efficace noho ilay manisa andro araka ny hevitro)
-mazoto mi-crac crac boum boum (tsy hay tsinona na rahoviana marina no hifanena zôzô sy zézé)
-atao tony foana ny fiainana sy ny saina sy ny fo (tena ilaina beeeee mihitsy re-araka ny hevitro).

3. fasaly ( 11/08/2005 12:53)
zaho alony tsy mbola niteraka ka tsy haiko loatra e! fa kendreo amin'ny fotoana mahabevohoka iny e! de araho ireo an'i crac crac boum boum ireo e!
alohan'ny hiterahana anefa de mandehana manao fizahaàna any amy gyneco alony sao misy zavatra ho preparer-na aloha.
4. xxx ( 11/08/2005 14:39)
Salut Barbie,

fa inona no olana @nao e? nampiasa fanabezazana aizana ve?

izao no atorko anao!
raiso ny daten'ny cycle ( ilay mampandeha ny ra voalohany @ fotanam-behivavy iny)dia manisà enao 14 jours manomboka @ io andro io! dia eo @ io fotoana io izany ny ovule no matoa!
dia maka 2jours d'avance enao manao firaisa! izany hoe pdt 4 jours dia manao firaisana foana ! dia izay!

Oh pratique atao hoe
-2 aout no fotoananao no tonga voaloha
- manisa 14 jours enao manomba ny 2 out: ( 2,3,4,5,6,7,8,9,10,11,12,13,14,15)
- ny 15 out izany matoa ny ovule!
- raha te hiteraka enao dia manomboka ny 13 aout manao rapport, ny 14 aout, ny 15 aout ary ny 16 aout)

ho hitaoa fa hiteraka enao!
anoraty za e! lhl za manoaratra izao
5. xxx ( 11/08/2005 14:42)
Salut Barbie,

fa inona no olana @nao e? nampiasa fanabezazana aizana ve?

izao no atorko anao!
raiso ny daten'ny cycle ( ilay mampandeha ny ra voalohany @ fotanam-behivavy iny)dia manisà enao 14 jours manomboka @ io andro io! dia eo @ io fotoana io izany ny ovule no matoa!
dia maka 2jours d'avance enao manao firaisa! izany hoe pdt 4 jours dia manao firaisana foana ! dia izay!

Oh pratique atao hoe
-2 aout no fotoananao no tonga voaloha
- manisa 14 jours enao manomba ny 2 out: ( 2,3,4,5,6,7,8,9,10,11,12,13,14,15)
- ny 15 out izany matoa ny ovule!
- raha te hiteraka enao dia manomboka ny 13 aout manao rapport, ny 14 aout, ny 15 aout ary ny 16 aout)

ho hitaoa fa hiteraka enao!
anoraty za e! lhl za manoaratra izao
6. Chuan ( 11/08/2005 14:51)
Salut Barbie ,

Raha tianao ho voafaritra mialoha koa ny sexe-n`ilay zaza dia misy regime alimentaire tokony harahinareo mitsamm fa tsara manantona dokotera ny amin`izay ! hihihi ! De aza malaina am`crac crac boum ,ktank !ouff ! an ! :P:P:P
7. fasaly ( 11/08/2005 15:00)
xxx:
ny cousine-ko 9eme jours de nipetraka an! de vavy kely, henoko hoeraha aloa ny 14 eme jours de matetika vavy foana fa raha après io de lahy matetika no azo.
8. kally ( 11/08/2005 16:17)
Ny tsara indrindra angamba manao bilan aloha, manatona dokotera mba hialàna aminn'y fahafahan-jaza sy ny sisa, sy raha sanatria misy aretina tsy fantatrao ny fisiany sao sanatria efa mipetraka ny zaza vao hita hoe hay nisy an'izao sy izao.Hevitro manokana aloha io fa asa raha mahasoa anao.
9. Veloo ( 11/08/2005 16:54)
:?: tsy aiko
10. fasaly ( 11/08/2005 17:00)
marina be zany lazain'i kally zany ka! alohan'ny hitondra vohoka de mandeha manao fizahàna aloha fa tena gravy rahatratra ilay tsy fihetezan'ny vohoka izay an! efa nahita cas mantsy zà ka izay no antony ilazàko izany.
11. kally ( 11/08/2005 17:24)
Izay akia ho'a mantsy ry Fasaly,sao nipetraka ny zaza vao hoe tsy maintsy esorina fa misy an'izao ianao na misy an'itsy manjary mampalahelo.Na hoe misy sampontsampona kely ilay zaza satria ianao tsy ampy an'itsy na tsy ampy an'izao, aza hitako, sanatria.Fa mety koa aloha raha tsy mankany aza e!ny olona aza ireny miteraka ho azy koa mety, any e?
12. chipie1 ( 11/08/2005 17:59)
misy efa mipetraka le zaza vao hita oe misy anizao sy izao an ! "tsy voatery" ho marina le oe makany aminy dokotera alohany hahabevohoka sao de sns io ka !
13. fafa ( 12/08/2005 07:28)
Mananona de tonga de bevoka e! san'andro san'andro mananona foana e!:lol:
14. fasaly ( 12/08/2005 08:02)
ko tsy rivatra sy mangana ary hivonto eo ve raha izany foana san'andro san'andro?...
15. pika ( 12/08/2005 09:14)
na manao crac .... aza ianao @ fotoana tokony ahabevohoka nefa tsy misy dia ny tsara manatona dokotera fa misy antony hafa ara-tsianisa betsaka koa tsy hanana zaza
16. majakely ( 12/08/2005 11:44)
fasaly non kosa ee!
17. fasaly ( 13/08/2005 10:21)
mbo marina anie zany ry majakely e! san'andro ve???
18. watafon ( 13/08/2005 13:33)
:roll:
19. fijo ( 15/08/2005 21:54)
ary maninona ra watafon le.sa tsy mety le crac boum
20. majakely ( 16/08/2005 11:57)
fasaly :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1672