asa ahazombola be

1. diamondra27 ( 08/08/2005 22:27)
iza no mahita le dinika momba io fa tsy haiko hoe inona moa le sokajy misy azy fa te hahita ny tohiny za satria nampitandrina ny namana za ka mba mila fanampiana raha misy mahita de teneno.fijo angamba anisany namaly azy io raha tsy diso za.
Misaotra mialoha
2. diamondra27 ( 08/08/2005 22:51)
vao tsy ampy 3 andro le sujet no nivoaka.
Nisy namana moa namaly hoe: fa raha marina io de maninona raha alefa eto @ serasera le mel de mba samy mahazo daholo ny namana...
3. fasaly ( 09/08/2005 06:35)
diamondra;
any amin'ny dokam-barotra jerena fa any e!
fangah arnak le izy e! nefa zay mboa te hanambola be knou!
4. xxx ( 09/08/2005 12:25)
fasaly ah, hitako le izy e! misaotra fa any @ tetikasa sy vinavina no misy azy

Tena arnak io fa aza miditra @io fa ny anao ndray no manaraka eo;

raha tsy matoky enao de omeko anao ny mel ny le olona maizina manao raquete @ty internet ty, efa nivoka taà sans aucun doute mitsy aza izy ndray mande.
Samy manana ny fomba fiasany ny tsi 1-1 fa en fin de commpte arnaque daholo

5. rbnsl ( 09/08/2005 16:46)
Za no nanao io hafatra io; tsy mampiesona io akory.
Raha liana ianao de manorata amiko fa omeko ny antsipirihany. Omeo ahy adres mail de andefasako document gratuit. Zay tsy te hanao de mipetraha fa aza sakanana ny hafa.
Tsy misy risque ho anao io akory fa afaka mijanona fotsiny rehefa tsy tia.
6. davy ( 09/08/2005 21:02)
ka na ziany na tsy izany fa toa c trop beau pour être vrai ange le izy ry zalahy e! fa nefa azo lazaina hoe misy mitombina ihany koa rehefa dinihina!!
a +
7. xxx ( 12/08/2005 06:36)
maninona no tsy manampy ny mahantra any tanana enao fa any nge tena mila vonjy e
8. xxx ( 12/08/2005 07:31)
koa any anie na hanambaka mpanankarena aza tsy azahoany betsaka e, maika fa ny mahantra indray? dia aleony ny aty ivelany no tsapatsapaina
9. diamondra27 ( 13/08/2005 07:44)
tsy hanambaka ny any tanana fa hanampy ka!
volabe zany ve atao inona fotsiny
10. Tiary ( 01/09/2005 07:59)
Iza ary no efa nahazo zany document zany ê?
11. diamondra27 ( 02/09/2005 21:10)
i "tafita" hono de nampitandrina izy. En panne hono ny ordi-ny avy eo

de aona zany ry rbnsl
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6496