Kilalaon-tsaina mahafinaritra indray ity

1. notron ( 08/08/2005 14:04)
Nisy efa-dahy tena mpinamana be mihintsy, nandeha lakana niaraka izy ireo ka talohanan'ny nahatongavany t@ reo nosy kely telo mitovy antsoina hoe "iles magiques" dia nivadika ny lakana ka maty noho izany ny telolahy.
Nalevin'ilay sisa tsy maty t@ reo nosy telo izy telolahy. Izany hoe natokany iray isaky ny nosy.
Nony tonga ny 1è novambra dia namangy ireo fasan'ny namany telolahy izy ary nitondra voninkazo.
Ny mahagaga @ ireo nosy ireo dia mitombo avo roa heny ny voninkazo entina raha vao manitsaka ny iray @ nosy izy. (oh : raha 2 ny voninkazo entiny dia lasa 4 raha vao manitsaka ny nosy voalohany, raha mametraka roa eo izy ka mitondra ny roa ho an'ny nosy faharoa dia lasa efatra indray iro voninkazo)

Tsy maintsy atao zara mitovy anefa ireo voninkazo ireo ary tsy misy entina miverina fa tsy maintsy lany daholo.

Fanontaniana : firy ny voninkazo entiny ary firy no apetrany isaky ny nosy dia voazara mitovy aty tsy misy entina miverina

Ndao daholo ary ...
novalian'i Veloo ny 01/09/2005 17:21
2. ihanta ( 08/08/2005 16:15)
tena nahafinaritra indray iny kilalaon-tsaina iny, misaotra an\'i notron e!
3. ainaheri ( 08/08/2005 17:39)
:-w:@ possy za
4. Veloo ( 08/08/2005 18:34)
ooooooooo tsy aiko ndray zany ka... kamo aho hiheritreritra =))=))=))=))=))
5. bichette ( 09/08/2005 07:18)
:roll::roll::roll: aona moa ny manisa ?
6. LazaRandri ( 09/08/2005 08:53)
8.x = 7.y
mitondra voninkazo y dia mametraka x

ohatra:
mitondra 8 dia mametraka 7
mitondra 16 dia mametraka 14
mitondra 24 dia mametraka 21
mitondra 32 dia mametraka 28
..........................
7. LazaRandri ( 09/08/2005 09:48)
Oops nivadika
8.x = 7.y
mitondra voninkazo y dia mametraka x

ohatra:
mitondra 7 dia mametraka 8
mitondra 14 dia mametraka 16
mitondra 21 dia mametraka 24
mitondra 28 dia mametraka 32
..........................
8. sasa ( 09/08/2005 11:23)
tsara le izy fa za mbola kamo hiasa saina klé=D=D
9. Veloo ( 10/08/2005 19:01)
sasa hiraisana io lesy a :-D:-D:-D
10. notron ( 16/08/2005 13:13)
Raha olona nanao mathématique de mora kely le izy:
a : entina voalohany
b : apetraka (tsy miova)

Entina voalohany : a
Tonga @ nosy 1 : a x 2 = 2a
Mametraka 1 : 2a - b
Tonga nosy 2 : (2a - b)x2 = 4a - 2b
Mametraka 2 : (4a - 2b) - b = 4a - 3b
Tonga nosy 3 : (4a - 3b)x2 = 8a - 6b
Mametraka 3 : (8a - 6b) - b = 8a - 7b
Lany ny voninkazo : 8a - 7b =0 => 8a = 7b
Izany hoe raha a=7 ; b=8Betsaka ny valiny azo omena satria ny tena raikipohy dia ny hoe :
8ka = 7kb / k : entier naturel (Ex : 1,2,3 ...)
11. majakely ( 19/08/2005 14:27)
Tena mazava ilay izy notron !:lol::lol:
12. Veloo ( 22/08/2005 18:37)
ayayyayayaya
13. sasa ( 23/08/2005 05:20)
he he he he ny maths-ko 0/20 foana tany am-penarana klé:-D
14. Veloo ( 23/08/2005 15:18)
sasa hiarahana io lesy a :-D:-D:-D
15. avana ( 25/08/2005 12:42)
notron> zany v dia kilalaon-tsaina? Tsy tokony we "ity misy torture mentale kely na we lavage de cervelle....":-D
16. Veloo ( 25/08/2005 15:46)
avana ie wa lesy :-D:-D:-D:-D
17. notron ( 27/08/2005 06:23)
avana> ka mampiasa saina foana zany kou! sa le in no tokony ampiasaina @ zany eeee! hihihihihihihihihihihihihihihihihihihihi
18. sasa ( 29/08/2005 04:16)
d in tokoa moa izany le tokony hiasa klé:-D:-D:-D:-D:-D
19. sonwin ( 29/08/2005 11:16)
ampiasao ny fitaovana e
20. notron ( 29/08/2005 14:13)
=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5317