MATOATOA

21. fijo ( 10/08/2005 20:02)
veloo ka le satana koa tsy hinoako ko
22. Veloo ( 10/08/2005 20:58)
o ry kala fijo a tssssssss zany kosa dia exagere aiza ko no tsy hinonao fa tsy misy Satana... raha vo mandainga fotsiny njy dia i satana no miteny mibitsibitsika ao tsofinao ao ko tsssssss, zany dia lainga be :twisted::twisted:
23. fijo ( 10/08/2005 21:49)
fa ahoana no hoe satana no mibitsika,ngah za tsy manana ny hevitro?
24. Veloo ( 11/08/2005 15:17)
fijo a manana tokoa moa enao fa izao fotsiny tadidio. raha manao ny tsara ianao dia avy @ Andriamanitra... raha ratsy dia avy @ devoly :{:{:{:{
25. fijo ( 11/08/2005 20:25)
raha izany naie dia tsy misy ny maha izy ahy mihintsy e.na devoly na andriamanitra foana izany no mamoaka ny heviny fa za aiza?
raha izany tsy tokony hisy olona homeloka mihintsy,satria tsy izy no manao ratsy fa ny satana ko.
26. Veloo ( 12/08/2005 18:49)
tsy nazava anao ilay teniko fa manana ny fisainanao tokoa moa ianao... fa matoa ianao ohatra nanao decision (ianao no namorona ilay decision) oe tsara dia satria Andtra no nanoro anao hanao tsara ry lery aaaaaa
27. fijo ( 15/08/2005 21:17)
kay le,manambany ny maha olona izany ka tsy lasa kle
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0899