Tokatrano vaovao

41. fijo ( 22/08/2005 21:21)
aleo kosa izy handray andraikitra e
42. pitchou ( 22/08/2005 21:26)
haaaaayyyyy! d inn nefa le andraikitra raisiny alou?
43. fijo ( 23/08/2005 20:35)
izay indray rehefa eo izy hita ka
44. pitchou ( 24/08/2005 17:59)
ary inn moa zany andraikitra ho raisin'i fijo @zany?
45. fijo ( 24/08/2005 20:02)
za eto mpanindrona.
46. pitchou ( 25/08/2005 01:19)
iza no tsindrominao ? d fa maninona?
47. fijo ( 25/08/2005 04:38)
le mitsilany no tsindromina,fa mila tsindrona
48. mandrindra ( 30/08/2005 15:51)
mody hoe ilay mitsilany no mila tsindrona nefa ialahy mihintys no efa te hanindrona.
dia tsindrotsindromy any daholo e, tandremo fotsiny sao diso ny dozin'ny tsindrona.
49. fijo ( 04/09/2005 19:29)
elah wa aza manao toa io,fa le mitsilany no mùila tsindrona.
50. mandrindra ( 05/09/2005 14:17)
f'angaha lty tsy mba miova feeling mihitsy izy ity no hitsilany foana a ?
Rehefa mahay anie i dokotera mpanindrona dia tsy voatery mitsilany ilay ho tsindromina fa na mipetraka na mitsangana io mety foana e.
51. pitchou ( 06/09/2005 07:28)
io mandrindra a! andramo aminy fa otran'ny tsy hainy we mety izany!
52. mandrindra ( 06/09/2005 10:32)
fa ahoana no izaho no anandrana aminy le ? samy mpanidrona izahay ka tsy mety. Ilay teknika fanindromana no mety samy hafa.
53. pitchou ( 07/09/2005 17:22)
ka ataovy aminy le teknikanao d hainy e!
54. fijo ( 07/09/2005 19:51)
io mandrindra misy mila handrana an.za mantsy tsy dia mahay azy io loatra
55. pitchou ( 09/09/2005 17:29)
zà ngah marary no ho tsindrominareo? nareo samy mpanindrona no aoka hifampidera traikefa
56. fijo ( 09/09/2005 20:25)
ka izahay efa mazava hoe "mpanindrona" fa tsy tsondromina.
57. mandrindra ( 12/09/2005 09:07)
ny mpanindrona tsy maneho ny asany raha tsy misy tsindromina !!
58. pitchou ( 12/09/2005 11:26)
d nareo samy mpanindrona no mifandimby tsindromina kou! @zay afaka mifampilaza nareo we le zao na le zao no tsy mety
59. deghany ( 12/09/2005 13:09)
fa fanjaitra inn alou le anindromana e!! hehehhe
60. pitchou ( 12/09/2005 17:09)
asa ra deghany fa d aleo rizalahy no hifampitady any!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2042