Tokatrano vaovao

21. fasaly ( 09/08/2005 17:26)
ka lay tompony aza eo kou tsy afenina ambany fandriana izay nie le resaka e hihihi
22. fijo ( 09/08/2005 21:17)
cocorie,eo ambony fandriana,fa ao ambany izany.
23. cocorie ( 10/08/2005 15:33)
Iza koa akia ry fasaly no tadiavindry hihaino ny fahasambaran-jareo ao ambany fandriana eo a! raha tsy hoe gafiako avy ao ambany anga e! mety milay kosa
24. Veloo ( 10/08/2005 18:25)
:-D:-D:-D cocorie
25. fasaly ( 10/08/2005 19:11)
cocorie de efa miomana amy enregistreur de henoina refa avy eo mapihenoina azy, kanefa moa raha mangina be ry zareo de matin'ny vovoka ao ambany fandriana ao fotsiny ndray
26. fijo ( 10/08/2005 20:03)
hay cocorie mpigafy revy an;
27. Veloo ( 10/08/2005 20:59)
tandremo ary soa von'ny sery ao ambany ao an :-D:-D:-D:-D
28. fijo ( 10/08/2005 21:50)
na hitetevan'ny ranony.kay
29. pitchou ( 11/08/2005 10:11)
ngah mbola manditsaka am-pandriana hono ry fijo?8O
30. lilbon ( 11/08/2005 11:03)
kay kay kay lall zany resaka ato zany kalee!:-D:-D:-D
31. fasaly ( 11/08/2005 13:45)
fijo:
kou raha tsy hoe be ranony be kou!
sa sao de pipi mintsy aza
32. fijo ( 11/08/2005 20:26)
lilbon,tena resaka matotra ato an,
ka mety lamba fotsiny anie le fandriana e.dia mitete le ranony
33. fijo ( 11/08/2005 20:27)
na koa le "femme fontaine"
34. pitchou ( 16/08/2005 18:01)
inn ndray no idiran'izany @zany ry fijo? sa mbĂ´ manonofy ndray enao zany?
35. fijo ( 16/08/2005 21:02)
ka nisy resaka rano nitete ry pitchou an
36. cocorie ( 17/08/2005 13:20)
za koa ve hihaino fahoriana eo fa mba avy koa za hoe ambony fandriana de tondrahako rano dahol =)):-$
37. fijo ( 17/08/2005 20:23)
hi hi hi ,hay handray anjara koa ndry?milay izany ka
38. pitchou ( 21/08/2005 15:49)
kay! 'ty vao raharaha
39. cocorie ( 22/08/2005 14:58)
raharaha be manaraka fandriana
40. pitchou ( 22/08/2005 17:23)
maika hitsilailay mihitsy zany cocorie zany an! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3448