Resaka shoping

41. kally ( 11/08/2005 16:34)
Tsy mandany andro sy loha izany ry Fijo fa fialam-boly mahafinaritra a!tsy ianareo lehilahy ihany moa no ho menatra raha misaringo-bori-damba ny vadinareo?? Dia avy eo hitsiriritra ny an'ny hafa indray.Ka ny anay io ny adidy vita, ny fahafinaretana azo,ny toe-karena mihodina.
42. Veloo ( 11/08/2005 17:00)
fasaly a tsy afaka omeko anjy izy. Tsy mety ande hiaraka aminjy hono izy retsy a ... namana aky io a...raha otran'izany doly ny nady tena revy mihitsy kle.
Ny ahy ireny akanjo classique reny no tena tiko ilay mihaja be ireny. za ko aloha tena tia jean e indrindra fa ireny taille basse ireny fa tsy mampiseo fotra an :P:-D:-D:-D
43. chipie1 ( 11/08/2005 18:00)
fa ny taille basse ve tsy hampiseho fotra foana e! :wink:
44. fasaly ( 11/08/2005 18:01)
vello;
k'efa taille haute ndray anie izy raha ambony foitra e!:lol::lol:
45. fasaly ( 11/08/2005 18:04)
ka hono ho aho e! ianareo lehilahy itony zany de tsy mba manao shopping mintsy???
de raha mba manao de vonjy tavan'andro fotsiny raofina izay hita fa tsy mandany andro sy loha misafidy ny tena tsara????
hanary vola ihany ve kou tsy aleo mandeha milamina toa anay vehivavy...
46. fijo ( 15/08/2005 21:57)
loza nareo sipa ireto ka.hummm
47. lilbon ( 09/09/2005 04:46)
lehilah manao shopping!
rah 10ariary no any am-paosiny de lany iny vao mody!
lehilah manao shopping:efa fantatra mialoha hoe atsy no aleha dee zao no vidiny!
fa tsy azo arahina kou ny lelah refa shopping fa zay mbola miodina kely klou !hihihi
48. Papoose ( 10/09/2005 03:05)
lilbon:

lehilah manao shopping!
rah 10ariary no any am-paosiny de lany iny vao mody!
lehilah manao shopping:efa fantatra mialoha hoe atsy no aleha dee zao no vidiny!
fa tsy azo arahina kou ny lelah refa shopping fa zay mbola miodina kely klou !hihihi


ka raha hishop ho an'ny fitaovan'ny zaza sy ny kojakoja ilainy @ fidiran'ny mpianatra zany dia mbola hiodina ho aiza, fa ho ariana zareo??:-P
49. Veloo ( 15/09/2005 17:30)
ie wa ry papoose :-D:-D tereo ao retsy ande a :-D:-D
50. Papoose ( 16/09/2005 18:35)
Veloo:

ie wa ry papoose :-D:-D tereo ao retsy ande a :-D:-D


sao de mbo hishop vehivavy aza le tena but ny e!!
51. mandrindra ( 19/09/2005 13:49)
ireny indray tsy vidina fa manaraka fotsiny ka !!
52. Papoose ( 19/09/2005 21:34)
mandrindra:

ireny indray tsy vidina fa manaraka fotsiny ka !!


hanaraka anao ee!! ieeeeeeeeeeee!! hanaraka anao foana!! ozizy spesialista!!:°)
zah zao mpianatry St Jo dia ahoana?? ao @ dinika ray zay ange be mpianatra avy ao koa euu!!!!! tongava any fa milay euu!!:wink:
53. fasaly ( 20/09/2005 19:43)
libon:
ny lehilahy anie miodina foana na manao shopping na tsia e! fa mody hoe shopp fa any de tsy hita e!
54. Papoose ( 21/09/2005 00:29)
dia ahoana ndray moa raha mbo any jo no mba miodina e!!
55. deghany ( 21/09/2005 10:41)
de mba samy miodina eo zany kou!! hihihihihi
56. fasaly ( 21/09/2005 14:47)
de ny farany hifandona any amy shopping ihany rehefa samy miodina ihany.
57. Papoose ( 21/09/2005 19:08)
dia rehefa mifandona any dia miady kely fa ny farany tsy maintsy hoe ho azo ihany ny zvtry ny ankizy satria zay no isan'ny anton'ny anton-dia voalohany.:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5067