Resaka shoping
21. fasaly
(
09/08/2005 13:37)
bichette:
zay mintsy e! manahirana e!
ny fanmpiadiana loko etsy andaniny, ny fijerena ny silhouette hoe ao tsara ve sa tena tsy ao...
ny fijerena hoe ary mbola mora ao amy jennifer sa any amin'ny 1.2.3 sa any amy marché re;...de mikahon-doha eo de tsy tapa-kevitra de mody maina, amarainy koa andro e! aiza no tsy ho elo lay lehilahy e!

22. bichette
(
09/08/2005 13:40)
... dia mila mijerijery ny magazay hafa aloha sao misy tsaratsara dia mila andramana tsara aloha ilay akanjo sy eritreretina tsara raha tiana ny lokony dia eritreretina koa ny toerana azo hanaovana ilay akanjo ... zany rehetra izany eritreretina daholo fa sao dia heverinareo fa moramora.
24. kally
(
09/08/2005 14:24)
Dia mba ohatry ny ahoana daholo indray ry reto ny akanjo fividinareo na magazay mahazatra anareo? Loko inona no tena hoe tsy vidianareo mihitsy?
25. fasaly
(
09/08/2005 15:27)
zà aloha ny ankanjo fividiko de adalana jean e!
cool, tia tenue cool zà, de ny couleur ndray mainty no preferansa kou! fa amizao été zao de toute couleur mandeha daholo de assortie ny cinture d'efa basy lasa izao e! ny magazay indray de izay ahitàko ny zavatra tiko sy manendrika ahy d'efa mety aby na marika na tsy marika na valeur na 5 euro na 50 euro...

27. booboo
(
09/08/2005 18:10)
ny anà ndray short sy refa mety ho débardeur na top kely ireny ankoatra jean sy chemisier. Ny loko rehefa tsy lay masiaka bee reny fa malefaka fotsiny défa tiako aby indrindra ny manga !
30. fasaly
(
09/08/2005 19:49)
ny aty aminay ky bobo gris foana a! mampi deprime njainay tena marina io an! amzao été zao efa mangitsy be no manorana no gris be.....
fa iny eo ihany fa tsara anie le manga e! serieuse zà an! :wink:
fa iny eo ihany fa tsara anie le manga e! serieuse zà an! :wink:
33. kally
(
10/08/2005 07:34)
Izaho indray tsy mba tia akanjo mainty.Pataloha mainty aho no mba manao indraindray fa tsy hahita ahy hanao amboniny mainty izany mihitsy aloha e!
34. chipie1
(
10/08/2005 11:06)
ny ahy ndray de ny lin no tena tiako amzao mafana zao ! na robe na jupe na pantalon dia ny lokony fotsy sy beige !
36. majakely
(
10/08/2005 14:13)
azafady fa lasa ho azy le teo ! hi hi hi!
Ny ahy koa lin no tena tiko fa indrindra ny fotsy ! Tiko koa ireny akanjo style vert militera ireny ! Ny kiraro ndray tiko aby ny kolera rehetra !!! De ceinture koa zah manao collection !! hihihi!
Ny ahy koa lin no tena tiko fa indrindra ny fotsy ! Tiko koa ireny akanjo style vert militera ireny ! Ny kiraro ndray tiko aby ny kolera rehetra !!! De ceinture koa zah manao collection !! hihihi!
37. fasaly
(
10/08/2005 17:50)
zà ndray wa tena mahagaga fa tsy voasitona amin'ny loko fotsy e! satria hitako fa tsy mivoaka amiko lay izy, fa ny mainty tena lasa adala mintsy tiko mantsy lay contraste amy teint-ko de izay angamba, tsara mitsiriritra fotsy aho fa vao manandrana any amy magasin de hoe an an an! aleo mainty ihany.
nefa efa bedy foana fa de e ! e! e! e!
fa sinon ny couleur hafa de mety anefa, angamba mila relooking angamba de hita eo ny fipetrany raha milaza lay olona hoe ny fotsy no mety aminao hihihi!
nefa efa bedy foana fa de e ! e! e! e!
fa sinon ny couleur hafa de mety anefa, angamba mila relooking angamba de hita eo ny fipetrany raha milaza lay olona hoe ny fotsy no mety aminao hihihi!
38. fijo
(
10/08/2005 21:29)
nen'i fasaly jean teritery ihany ka.
ary nareo sipa ireto anie izany mandany andro sy loha amin'ny zavatra tsy tokony handaniana loha e.akanjo iray ve nama no hovidiana ,izany daholo no tsimaintsy sainina le.
ary nareo sipa ireto anie izany mandany andro sy loha amin'ny zavatra tsy tokony handaniana loha e.akanjo iray ve nama no hovidiana ,izany daholo no tsimaintsy sainina le.
39. fasaly
(
11/08/2005 13:34)
hihihi!
izay no maha samy hafa ny lah y sy ny vavy fijo a!
iny aza mbola eo fa ny atin'akanjo mboa etsy andananiny.
izay no maha samy hafa ny lah y sy ny vavy fijo a!
iny aza mbola eo fa ny atin'akanjo mboa etsy andananiny.
40. Chuan
(
11/08/2005 15:00)
zah kalou raha hiantsena miaraka am`sipa dia mi-chapeau mialoha ! aleo lavitra voasazy manao paompy zato !