Ahoana no fomba hanadinoiko ilay "amour de jeunesse-ko"

21. lilbon ( 03/08/2005 12:06)
miala tsiny izaho amin'ireo zay mety ho choqués amy le valin-teny fa zany no marina an!8O8O
de aza afangaro ny question d'amour si question de moralité ange azafady fa matetika de tsy mitovy ny condition an'reny e!:?::?:
misaotra ireo izay mahatsapa ilay fahasarotany !
:P:P:P
22. tia2005 ( 03/08/2005 12:08)
tsara ilay lasa kanefa izany tsy midika hoe hijanona eo fa tsy maintsy mandeha foana manaraka toetr'andro ê! raha tena tsy haritra dia tediavo izy fa tsy midika hoe lazao aminy daholo fa ataovy namana fotsiny mba mahatsiaro fotsiny hoe fa aza lazaina aminy daholo fa lasa ampifilainy enao. eo no hijerenao izay ratsy sisa jerena aminy!
23. tia2005 ( 03/08/2005 12:09)

24. xxx ( 03/08/2005 14:14)
misaotra anareo rehetra nanome hevitra, fa tena manana namana tokoa, fa ny olana amiko dia tsy mety voafafa mintsy ilay namana taloha ka izay no tena hatahorako mafy ny amiko.
25. Veloo ( 03/08/2005 16:49)
o ry xxx ataovy ao an-tsaina oe lavitran'ny maso lavitrin'ny fo de vofafa an :-D:-D:-D
26. fijo ( 03/08/2005 21:30)
ataovy ny fanambadianao,dia rehefa mihaona nareo dia resao ihany izy sao mbola misy hirika ko;
27. lilbon ( 04/08/2005 04:20)
melsiii marina zany less fijo a!
28. fijo ( 04/08/2005 04:41)
hiandry izay tsy hita eo ve,fa tairina aloha izay eo,fa rezega ny manaraka
29. fasaly ( 04/08/2005 16:58)
f'ita wa! izay eo ihany ho hanina fa ny tsy hita mety efa lanin'ny sasany zany e!,
xxx: fa inona no tena tsy fohy eny amilay ex-nao e!
sa tena misy ody fitia be nedala...?
30. fijo ( 04/08/2005 22:26)
ka toa tsy mbola azony akory anie le EX e
31. lilbon ( 05/08/2005 10:22)
xxx>tena sure ve enao fa efa nanadrana ny fomba rehetra hikôtina an'lery aloha e!
32. mandrindra ( 05/08/2005 12:45)
sao dia tsy tena kofiboay ary izany ex an'i xxx izany. Izaho aloha tsy mbola nahafantatra bandy midona manana izany e.
33. fasaly ( 05/08/2005 15:44)
na mety homo koa izy tsy tia vehoivavy, jereo ihany aloha hoe raha manana vehivavy sinon ataovy araka nolazain'ny ankizy hoe; hiresaho izy e! kanefa raha hanaiky hiaraka aminao ve izy de adaboka ndray le mariage en cour.....? sa tsara ny manadran-dro, zà koa alou tia e!
34. Veloo ( 05/08/2005 16:35)
mety tena von'ny ody i xxx kle... raha tsinn ko tsy mety hadino? :{:{:{:{
35. vivi ( 09/08/2005 08:49)
zvt efa niainako io nahazo anao fa ny anay mbola 10 taona dia efa ninamana zahay fa tsy niaraka fa taminio fotoana io dia za kely noho izy de tsy possible ny hiarahayn , 12 ans apres dia nifankahita zahay fa izy no nilaza fa tia ahy izy nefa za efa nanana olontiana de nodiko faninana ny resany sady za taminio mampiseho mihitsy fa tsyinteressé @, tena nampalahelo mihitsy izy , zany hoe tena mitovy @zao cas ndry zao mihitsy ny place misy azy , 10ans apres , zany hoe 30taona aho de nisy fotoana tsy nampoizina nahazoko ny n°tel de niantso azy aho de nilaza indray izy hoe tia ahy izy , de gaga ianao fa lasa tia azy aho na de tsy mifankahita aza zahay ,fa tel fotsiny ,satria hitako fa izy no olona afaka hi-comprendre akotran'ny olona rehetra , ka raha za no amin'ny toerandry de tenenina @ ihany sentiment ndry @ aminizao fotoana zao sao de efa niova izy , satria tsy de tsara raha efa eo @ fanambadiana no mijangajanga ka aleo mbola tsy tafiditra no mandinika ny lalana haleha fa rehefa tafiditra tsy afaka miala intsony, au contraire tokony ho faly izy mahita namana taloha , raha ohatra ka sanatria negatif ny valiny dia au moins ndry efa nanandrana ny tokony atao , bon courage e!
36. fasaly ( 09/08/2005 17:36)
zany an! njy kosa zany nampifilafila tamazany kou!
ny ahy otsan'ny mampalahelo ahy lay olona tia ahy nefa diso fanantenàna
37. fijo ( 09/08/2005 19:54)
vivi hay ndry koa mba manao ko;,nefa rehefa voa ndry mampalahelo be
38. xxx ( 22/08/2005 16:43)
Sady variana aho no rassurée mamaky anareo eto satria maro no milaza fa betsaka ny olona tratran\'io manjo an\'i XXX io. Zà koa mantsy mitovy cas aminy fa ny mahasamihafa ilay tantara fotsiny dia tena niaraka izahay sady efa lehibebe 17ans tamin\'izany. Nefa na dia izany aza tsy tena mbola nisy resaka hoe hivady sns...Avy eo moa dia tafasara-toerana dia nanjary nizara koa ny lalana. Nony taty aoriana henoko tamin\'olona fa tena tia ahy izy sady nieritreritra ny hoavinay miaraka ary koa mbola nanantena hatrany ny fitiavanay efa-taona taty aorian\'ny nisarahanay... Dia izao moa izy efa manam-bady sy niteraka nefa dia voan\'io manjo an\'i XXX io koa aho hatramin\'ny nahenoko hoe tena tia ahy kay izy tamin\'izany fa tsy kilalao...
D\'accord amin\'ny tenenin\'i riffeur etsy ambony aho satria mitady ny contact-ny aho mba ahafahako na mifanazava aminy fotsiny aza. Izay no zavatra lazain\'ny foko hatao dia izay no hataoko mba tsy hisian\'ny nenina any aoriana any.

Mandrindra>> Par contre tsy d\'accord amin\'ny lazainao io aho hoe ataovy ohatran\'ny fichier amin\'ny ordi dia ario any amin\'ny corbeil etc...satria tsy moramora toy izany ny sentiment.
39. xxx ( 22/08/2005 16:44)

40. fasaly ( 22/08/2005 17:06)
xxx-2:
bonne courage de ataovy zay fantanao fa mety e!
miresaha aminy raha izay no mety hahamaivana ilay vesatra ao anatinao ao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2924