tsy tsikéra be fahatàny fa maso mahita e....

21. fijo ( 03/08/2005 21:03)
izay mihintsy ry maditra.sady i chichi iny koa anie mora mitutoyer olona e.zavatra hita matetika aty izany,ka tsy haintsika izay nifanarahany tany.sady aza hadino,fa izy anie izao no manambitamby ny gasy e.
22. majesty ( 08/08/2005 05:06)
Aza makalagy amin'izany wa fa efa kely sisa dia ho tapitra ny mandat-ny dia izay mandimby manaraka eo atoro tsara :lol::D:P
23. Veloo ( 08/08/2005 18:09)
majesty a tssssssss izy no mbola eo eeeeeee:wink:
24. fijo ( 10/08/2005 22:07)
ka aleo ary atoro ihany izy fa mbola ho eo e,isika koa eto ihany an
25. pitchou ( 11/08/2005 10:30)
raha zà manokana alou, ampahafinrin'ny fomba malagasy no fantry ny prezidà chirac sy najainy? fa maninona no ny gasy ihany no tsy maintsy hahafantatra ny fomban'ny frantsay fa ny frantsay tsy koi raha tsy miraharaha ny gasy?
raisiko ho tsy fahaizany ny fomba frantsay fotsiny izany d vita!
nanao bourde be fananiana imason'izao tontolo izao mikasika an'i ra8 aza rachichi tsy nisy niteny nareo ko! ze resaka "tu" sy "vous" no nde hatao hakarary an-doha?
maditra> hihihi! asa foana angamba
26. ravatorano ( 11/08/2005 11:56)
zaoary eh raha manao elah an lisany zany ra d sahan lisany manao elah anazy hihihihihi
Amiko ny olona tsy haiko d tsy ataoko elah izany mihitsy na zaza io na ankizy indrindra fa lehibe.
Izay ihany !
27. fijo ( 11/08/2005 21:20)
za koa aloha dia mandray azy toa io handraisan'i pitchou azy io e.tsy hitako izay hanasivana resa be amin'izay
28. pitchou ( 16/08/2005 17:32)
ravato> hihihi! zà alou sah manao elah an'lah e!

sady aleo koa ange izy mampiseho hoe tsy tenindrazany io fa mba miezaka manao izay ahafahana miresaka izy e! iny zao rachichi tsy nahavita nandahatra fehezanteny iray t@ teny gasy akory taty! d asa ze tena bado @izy 2lahy zany! :D
29. fijo ( 16/08/2005 21:27)
ka tsy tsika foana ko anie no tokony hiezaka ,fa izay tonga eto koa mba mila mihezaka ny fomba sy ny teny eto e
30. pitchou ( 21/08/2005 16:12)
misy kosa alou ny miezaka ary tena mahavita miresaka tsara à teny gasy e! fa tsy mbô i chichi no hanao an'izany
31. fijo ( 22/08/2005 21:34)
tsy ny frantsay mihintsy e.ireo sady kamo no manambany loatra
32. Herimiafina ( 28/08/2005 23:29)
joda:

tsy izany fa momba ny présidentsika sy ny protocole e..mbola ho ela aiza ve rey olona efa ho 4 taona no teo @ fitondràna mbola manao tu ny président chirac..indraindray mandray olona ambony dia chemise no anaovana ..indraindray koa misy discussion politique sy fandrisana olona manankaja dia eo akaikiny iny zanany lahy kely iny ..MAHAMENATRA!!!!!


KA LE PROTOCOLE MAHINTSINY NO TSY NAMPANDROSO HATRAMIN'IZAY FA NA HAMPIREVY VADY AZA DIA MIJERY PROTOCOLE VE ALOHA.

33. Veloo ( 29/08/2005 16:41)
Joda il veut etre a l'aise retsy aaaaaa
34. pitchou ( 29/08/2005 18:16)
sady cekezem-ny zany fa raha tsy cekezem n'i chichi d miteny gasy izy ho haingana
35. Veloo ( 29/08/2005 20:02)
pitchou :-D:-D:-D:-D
36. deghany ( 02/09/2005 15:05)
aleo atao "itena" mintsy izy e! hihhhi
37. Veloo ( 02/09/2005 16:10)
:roll::roll::roll::roll:
38. pitchou ( 04/09/2005 18:12)
fa maninona no d hanao an'izany kosa ra-degany? tsy aoa anatin'ny fahalalam-pomba gasy izany
39. fijo ( 07/09/2005 20:27)
io samy masina amin'ny azy e
40. deghany ( 08/09/2005 09:26)
pitchou:

fa maninona no d hanao an'izany kosa ra-degany? tsy aoa anatin'ny fahalalam-pomba gasy izany

zay de mianiany le bandy de kizitina njy!! heehheheheh

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0098