mampiova ny fitiavana v ny fisaraha-toerana?
43. ajnah
(
23/08/2005 16:41)
samy ekeko ho marina ireo fiteny roa ireo fa saingy ny fampiasa azy no samy hafa satria ny vady dia natao hiara-monina mandra-maty, zay no tso-drano nefa ao koa ny fitadiavana mahazaka maniraka, zany akory tsy midika hoe tsy maintsy misaraka, tsia!ary mety hampitombo na koa hampihena ny fitiavan izany fa arakarak'enao sy ny fitokisanao olona sy ny tenanao ihany io. Noho izany tsy ho voatery ho marina amiko ilay hoe lavitry ny maso lavitry ny fo. Hoy koa ianao hoe ny havan-tiana tsy iaraha-monina : marina fa tenin'ny razam-be taloha tany io saingy ny fampiasa azy ny namana dia tsy @ mpivady a! satria ny mpivady no andefi-mandry e! zay ihany no tiako amabara kely
marengarenga:
raha azoko tsara ny tianareo ambara dia tsy tokony hisaratoerana ny mpanambady ,fa moa ve fantarareo ny atao hoe: vady . io teny io dia avy @ fototeny hoe :ady
ka raha ny mpanambady no toerana iray @ fiainana dia
tsimaintsy ahitana ady no ifaranany .
dia nilaza ianareo hoe:LAVITRA NY FO LAVITRA NY MASO.
nefa hoy ihany koa ireo dadibe-tsika hoe:NY HAVANA TINA
HONO TSY IARAHANA MONINA. dia aiza ary no raisinareo @ izy roa
45. xxx
(
12/09/2005 22:06)
Ny fiainana koa tsy vitan'ny mifanakaiky foana eh!,izay hifanarahan'izy2ihany, fa rehefa tafaona miaraka foana eh!tsy mikaroka ny zavatra tsy hita akory,sady ny mifanalavitra mihintsy no tena matsiro mmmhh!:*:-*
46. xxx
(
12/09/2005 22:09)
Ny fiainana koa tsy vitan'ny mifanakaiky foana eh!,izay hifanarahan'izy2ihany, fa rehefa tafaona miaraka foana eh!tsy mikaroka ny zavatra tsy hita akory,sady ny mifanalavitra mihintsy no tena matsiro mmmhh!:*:-*
48. mangidy
(
13/09/2005 18:46)
raha toa; ka mifampatoky dia tokony tsy hampiova n'inoninona, vao maika aza maha mafy orina azy. Ka rehefa tonga ny fotoana ihaonana dia tena mamy be
