mampiova ny fitiavana v ny fisaraha-toerana?
21. vaovao
(
29/07/2005 04:12)
lavitry ny maso hono lavitry ny fo nefa misy koa le hoe lavitry ny maso vao maika akaikin'ny fo!!
22. fijo
(
29/07/2005 04:42)
boolatine tena izany no zavamisy.aiza no hifampiandry aman taonanay eo le,na virja aza.hi hi hi
23. ari.malala
(
29/07/2005 06:42)
asa alo fa tsy adala ny ntaolo niteny we lavitry ny maso lavitry ny fo ê! mety we ny 1 matoky b we tena manaja tokoa anie le olon-tiana nefa hay izy any ze zavatra tsy vitany no manenina...
24. tsikyr
(
29/07/2005 06:57)
misaotra amin'ny toro hevitra bobaka be fa anjaran'ny tena ndraindray mieritreritra.
26. marengarenga
(
29/07/2005 07:10)
raha azoko tsara ny tianareo ambara dia tsy tokony hisaratoerana ny mpanambady ,fa moa ve fantarareo ny atao hoe: vady . io teny io dia avy @ fototeny hoe :ady
ka raha ny mpanambady no toerana iray @ fiainana dia
tsimaintsy ahitana ady no ifaranany .
dia nilaza ianareo hoe:LAVITRA NY FO LAVITRA NY MASO.
nefa hoy ihany koa ireo dadibe-tsika hoe:NY HAVANA TINA
HONO TSY IARAHANA MONINA. dia aiza ary no raisinareo @ izy roa

27. marengarenga
(
29/07/2005 07:16)

28. Mifenty
(
29/07/2005 07:52)
mlay mitsy le fampenarana fitsipi-pitenenana sy tsypelinteny sy fanabeazambou ny teny ry marengarenga a.
inn ny fototen'in'ny marengarenga zany kay?
refa lavitry ny fo ry marengarenga de lavitry ny loah a
29. sipagasy
(
29/07/2005 07:59)
mmhhhh mahalasa fisainana ihany wa e!!!! ekana fa samy manana ny fomba fiarahany fa na dia izany aza e!!!! mbola samy olombelona aby isika ato donc samy mety diso aby koa mmhhh
mahereza izay tratrany e!!!
mahereza izay tratrany e!!!
30. tsikyr
(
29/07/2005 08:10)
tena samy manana ny filazany na ny Ntaolo aza toa manana hvt roa samy hafa.De ze tsra no arahina e
32. zefalah
(
29/07/2005 15:31)
mampiova ra tsy mifankatia nareo roa kely.
tsy mampiova zany zany..fa tianao izy de raikitra ny aminareo..

33. marengarenga
(
30/07/2005 10:39)
raha mbola tianareo ho tohizako ity zavatra ity dia
izao:eto @ zao tontolo izao dia sahiko ny milaza fa tsy misy zavatra maharava ny fifankatiavan'olona roa na dia ny iray @ izy roa aza no ho any @ fahafatesana
.fa matoa rava ny fifankatiavana dia tsy mbola fitiavana zany tsatria ny fitiavana hoy ny taolo dia
ilay fitiavana :VELONA IRAY TRANO ARY MATY IRAY FASANA.
ary hoy koa mpihira malagasy izay hoe :NY AIKO AZA
AFOIKO RAHA MBOLA IANAO. raha dinihitsika @ izay dia
hitatsika fa ny fitiavana dia tsy tahakan'ny afo ka
izay avy eo aminy dia tiany ka ho haniny avokoa na koa hoe tahaka ny jiro ka izay toerana itondrana azy
dia mazava avokoa

34. chakkakkely
(
30/07/2005 15:18)
marina tokoa fa hoe mahery ny fitiavana saingy ny fitiavana dia mila kolokolona isan andro asan andro fa ra tsy zany dia mety ho adino na koa hoe mangatsika , ka zay no maha sarotra be an le fisaraha an toerana satria manjary tsy misy le calin calin , ny tsikitsiky sns eh! sady ny saina koa mandeha be an! hoe mba hendry tsara ve izy any zay! sns eh! .... ka zay fa na dia misy aza ny tanjona eo @ izy roa dia ny fankapanahy dia bedabe zay tsy azo adino ! fa aleo heritreretina tsara alo vao misara oterana ra mbola azo atao eh! zay fa mahereza eh!
35. marengarenga
(
31/07/2005 12:08)
marina ny anao ry chakka fa moa ve efa nahita ny flm
ny terra nostra ianao moa ve naheno ny tantarany
tetanic izay nolalaoviny leonardo ianao sy ireo tantara-pitiavana marobe izay tena mampiseho ny hoe izany fitiavana izany... moa ve izireny tsy mba atao
akana lesona ? diniho tsara fa zavatra niseho teto
an-tany anie izireny en!
ary navaozina ka atao fakana lesona fa tsy natao fialamboly fotsiny en!....

37. mandrindra
(
05/08/2005 12:58)
marina izany ry fijo, mifanalavitra elabe eo dia hilaza amiko ralehilahy fa manotra isanandro dia ravehivavy manasa fotsiny no ataony, resakehy izany e.
dia amin'i marengarenga ve izany ho di caprio daholo ny lehilahy raha toa ka iny film iny no angalana lesona. Mba tranga manokana iny fa azatonga dia généraliser-na e.

38. chakkakkely
(
06/08/2005 14:33)
marina mintsy zany , sady ny lehilahy indrindra ange no tena tsy mahatanty eh! ra ela loatra sty mahita ny olona tiany zany izy tena mivily lalana , ny maso ono mantsy mahabe fakampanahy ! ka zay le izy eh!
za mantsy manana namana efa tratra an io , tena nifankatia tsy misy otran zany ry zareo fa tena voatery nisara toerana , dia nahita olona hafa tany le lehilahy dia ny nolazain t@ le ankizy vavy dia hoe , izy ono tsy mahazaka an zany ela loatra zany tsy mihona mintsy , fa tiany ono ianao fa saingy aleo izy anao sipa hafa zany ve dia mba izy! tena tssss ary mino za fa tsy vitsy no tratran zany , nefa koa tsy vitsy ny otran dry leonardo di caprio sa aona?

39. marengarenga
(
08/08/2005 08:50)
eny tsy olaviko zany resakanareo izany fa na manao adalana ianao de mba aza ova ny voady izay efa nataonao tamin'nilay ray satria iny no hataonao reni-
janakao na koa hoe rayinjanakao . satry iny no niaritra ho anao ee!!hatrizay ka hatrizao sa!!!!

40. fijo
(
09/08/2005 19:58)
chakkakely,samy tsy mahtanty io,ny lavaka mila fenoina,ny feno mila hanariana.