Judaisme

41. bichette ( 11/08/2005 07:29)
LazaRandri > misaotra betsaka nampahatsiaro fa efa nampitandremana antsika ilay izy marina tokoa izay fa tena adinoko
42. fijo ( 15/08/2005 20:41)
biby an,rehefa mijeryzavatra dia jereo amin\'ny saina tsy miangatra.iza amin\'ireo tantara ireo no manakaiky kokoa ny fahamarinana?raha ny fahitako azy dia io nasehondry io.saingy tsy laitran\'ny fiangonana ny handre an\'ireny ,ka dia nafeniny ireny.
43. marozevo ( 17/08/2005 21:01)
Izao koa fanampiny kely : Amin'ny antokom-pinoana eran-tany dia telo ihany no iray fihaviana sy iray fototra, ary mino an'Andriamanitra tokana (Monothéistes)dia ny RELIGION JUDAIQUE - CHRETIENNE - MUSULMANE.
FIHAVIANA IOMBONANY : Abrahama.
ANDRIAMANITRA TOKANA :
... : Ny Judaisme tsy manonona azy.
Dieu : Chrétienne.
Allah : Musulmane.
NANOMBOHANY :
Judaique : 1250 talohan'i Kristy (Moise).
Chretienne : 0 (Christ).
Musulmane : 622 taorian'i Kristy.(Mahomet).
FEHINY: 2005 isika izao, ary eken'ny rehetra io. Tsarovy anefa fa niainga tamin'ny année 0 io, dia ilay nahatongavan'i Kristy ho nofo.
44. marozevo ( 17/08/2005 21:03)
Fa nahoana kosa i Bichette no ataonareo hoe Bibikely na hoe biby eh?
45. bichette ( 23/08/2005 12:40)
marozevo > eny wa !
46. fijo ( 24/08/2005 21:54)
tsy bibikely izy ka,fa bibi,mba fiantsoana azy avec hantahanta izany ,satria izy sipa kely,malefadefaka izay.
47. bichette ( 29/08/2005 15:54)
fijo > :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0761