chichi tany mada

21. fijo ( 03/08/2005 20:30)
ndao ry veloo an.
22. mandrindra ( 05/08/2005 10:33)
andao daholo zany e !!
23. pitchou ( 06/08/2005 09:50)
d aiza sy ahoana aza ny fotoana hitolomana azy e! :-D:-D:-D
24. fijo ( 08/08/2005 21:58)
ndana aloha pitchou maka le tavoahangy,fa za sy mandrindra no hitolona,fa nareo mijery sao lavo eo ka manahirana
25. pitchou ( 11/08/2005 10:08)
d rehefa azoko le tavoahangy d ahoana? rehefa mahita hirika zà d droako ny lohany? d nefa raha nenareo 2lahy ndray no voa d ahoana?
26. Veloo ( 11/08/2005 15:22)
ny ahy ny tavoahangy asiko lasantsy ao anatiny :{:{:{
27. fijo ( 11/08/2005 20:35)
ka izahay tsy hovoa izany mihintsy ka.
veloo ngah handoro tanety
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1292