NY MAHAVOA NY GASY

21. fijo ( 27/07/2005 20:14)
izay marina ihany koa.fa ny tena olana dia isika mora zanahana aratsaina ity.io no tena mampalahelo ahy
22. mandrindra ( 28/07/2005 10:05)
io tena marina io rafijo.
Ambonin\'izay tsy dia mazava loatra ny gasy rehefa miresaka aman\'olona. Manaiky izay rehetra angatahina, dia rehefa any ambadika zavatra hafa no atao.
23. johns ( 28/07/2005 11:20)
Dia tanisao ihany koa izay mbola mahita hafa eh. Dia avy eo samy manolotra vahaolana.
24. Veloo ( 28/07/2005 17:44)
O ry johns a raha itanao fa izany ny toetra dia tokony mba hovaina e... aza manaiky ho amin'izany toetra zany fona eeeeee
ny mamely mora2 ery. :wink:
25. fijo ( 28/07/2005 21:13)
veloo ka izy kosa anie milaza hoe tanisao,dia manomeza vahaolana avy eo e.raha izay dia tsara fa tsy le manaratsy be fotsiny
26. johns ( 01/08/2005 11:59)
Dia tsy misy mahita vaha olana ve isika rehetra. Tena mbola samy mahita tombony amin'ireo daholo izany rha izany no dinihina. Aiza nareo eh
27. Veloo ( 01/08/2005 18:21)
johns a io lazaiko io no valiny knou.
ny an'i fijo ko angaha izy no teniko @ izany... vakio tsara oe zay lazaiko...:roll:
28. fijo ( 01/08/2005 21:53)
veloo,ka tsy mazava ny filazandry zay ko.
29. pitchou ( 06/08/2005 09:47)
d tena tsy mahita toetra tsara @ gasy mihitsy ve aloha izany olona mpifanerasera @ johns izany e! sa rehefa gasy d ratsy ihany fa ny vazaha sahala aminy d tsara foana hono?:roll:
30. fijo ( 08/08/2005 21:59)
ireny ry pitchou le olona mijery fa tsy mahita,fa fofona no ahalalany zavatra an.
31. pitchou ( 11/08/2005 10:05)
hi hi hi pinnochio zany?
32. Veloo ( 11/08/2005 15:24)
tsssssssssss gasy ry reto no tena oul mbola tsara aaaaaa... amin'ny lafiny rehetra mihitsy.:wink::wink:
33. fijo ( 11/08/2005 20:36)
izay mihintsy,na revy io,na hira na fahatsorana.fa tsy polifika an
34. Veloo ( 12/08/2005 18:53)
efa oe @ lafiny rehetra.....
35. fijo ( 15/08/2005 21:20)
izany ve ry veloo,na polifika aza ve?
36. pitchou ( 16/08/2005 17:49)
hihihi! aiza enao eran'izao tontolo izao no mbola mahita mponina be polifika noho ny eto? jereo fotsiny ny isan'ny antoko misy eto, ary tsy mitsaha-mitombo
37. fijo ( 16/08/2005 21:05)
kay ;hay tsika mahery kle
38. cocorie ( 17/08/2005 13:28)
mba mahaiza ranga mankasitraka ny tena fa tsy ny lafiny ratsy fona no voizina. GASY MILAY E!
39. fijo ( 17/08/2005 20:24)
rah atoa andry aloha dia milay e
40. cocorie ( 18/08/2005 12:48)
merci fijo a! raha otsantsika m'tsam ve mety tena bonne be zany an!:oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1351