tsika koa mba manana zo ho finarita à endrika ivelany.......
21. fasaly
(
28/07/2005 17:19)
hihihi!:de toratorana ve mandrindra refa misy sipa mikoty andry toy izay e!
22. fijo
(
28/07/2005 22:01)
mandrindra ,avy dia valio hoe "za tsy misy sida,enao tsy misy MST ka raikitra ve?"
23. mandrindra
(
29/07/2005 09:45)
na izany aza ny fimailo tsy hadino ka.
fa ahoana no tokony ho toratorana ry fasaly, vao maika velona be ko.
fa ahoana no tokony ho toratorana ry fasaly, vao maika velona be ko.
25. mandrindra
(
29/07/2005 13:25)
dia io izany ilay hoe nitsangana tamin'ny maty ary hiditra ao aminao hitondra aina vaovao.
29. mandrindra
(
05/08/2005 15:23)
ka eo "je kiffe grave", de zao ndray "ts'aiko alony e!!", aiza ihany ny marina e?
30. fasaly
(
05/08/2005 16:00)
mandrindra!
hay ve e! il suffit hoe miteny je te kieffe grave de efa mampitsangana ny maty e!
ary aleo pratiké-na izay fa efikasy zany kou!
brrrrrrrr mitsangam-bolo aho marina
hay ve e! il suffit hoe miteny je te kieffe grave de efa mampitsangana ny maty e!
ary aleo pratiké-na izay fa efikasy zany kou!
brrrrrrrr mitsangam-bolo aho marina
31. lilbon
(
06/08/2005 05:39)
mba hampianaro mikôty sipa less za ze mahay fa tena donto be za a!lol:lol::lol:
33. fijo
(
10/08/2005 21:35)
ny ahy indray ,mba ampianaro izay atao amin'ilay sipa rehefa azo,fa tena tsy arako