tsika koa mba manana zo ho finarita à endrika ivelany.......

1. isrine ( 24/07/2005 09:15)
@ ankapobeny ny lehilahy dia voasariky ny endrika ivelan'ny vehivavy. Marina fa tsy miankina à iny akory ny toetra sns, fa mba hafa ihany ny hoe tsara jerena e.
tsika vehivavy koa inoako fa mba toy izay, nefa firy @ lehilahy no mieritreritra ny toy izany?
novalian'i fijo ny 10/08/2005 21:35
2. fasaly ( 24/07/2005 11:37)
irsine:
ka ny lehilahy matetika tsy mieritreritra izany hoe ny vehivavy koa dia mba mila mijery ny endrika ivelany toy izy ireo ny antony de mbola zareo aloha no mila mikoty, ka raha hikoty ihany izy de manandrana ny tsaraendrika ivelany aloha e! fa tsy hikoty ny ratsy mintsy,
ka na ratsy izy na ysara ny mikoty ny sipa tsara endrika ivelany de mi fonce izy tsaptsapa vodin'akoho raha tsy T. de atody e!
3. mandrindra ( 25/07/2005 10:23)
ny vehivavy koa anie rehefa kotina dia ny endrika ivelany ihany no hitany e.
AMin'izao fotoana izao koa ry fasaly efa maro ny vehivavy mikoty a.
4. fasaly ( 25/07/2005 10:31)
eny e! tsy mandà izany aho mandrindra a! fa ny majorités aloha de ny bandy ihany no mikoty hatramzao. indry ngah efa nisy nikoty??????
5. isrine ( 25/07/2005 13:34)
tsy à ilay resaka hoe hikoty no tena tiko lazaina fa ny fiainana andavanandro mihitsy e.
ny vehivavy dia ohatry ny efa fahazarana ny mikolokolo ny vatana sns..., fa ny lehilahy dia tsy mahava-tena . Tsy haiko na @ maha-hoe ny vehivavy kotina ve no mahatonga izay na akory.
mba mahafinaritra re ny mijery anareo lehilahy rehefa mba mety2, na tsy hikoty aza.
6. booboo ( 25/07/2005 13:39)
ny lehilahy fantatro tena mivaky loha aby @ paoziny kouh !
7. isrine ( 25/07/2005 14:19)
zany ve ry booboo? efa tsy ratsy raha misy maro2 toy ny fantatrao. mety hoe satria mivoaka ny trano isan'andro angamba, fa jereo anie rehefa mijanona ao antrano e.
tsy misy hafa @ ny fanaon'ny olona sasany hoe: rehefa handeha hivoaka ny trano vao mandro na misasa tongotra. fa na maloto na manao akory ny vatana sy ny tongotra @ alina dia tsy sasana izany alohan'ny hatory.
8. fasaly ( 25/07/2005 15:00)
aiza kosa e!misy lehilahy jejo sy maniak an! raha resaka vatana, izà moa izany aty ivelany de reo vazà ireo no hitako fa tsy latsak"izany koa ny gasy, misy lehilahy madio mikarakara vatana ka!
fa de efa voretra izy izany raha tsy misasa alohan'ny hatory izany, fa tandremo misy koa vehivavy voretra an! tsy mahavaha-tena koa!
9. fasaly ( 25/07/2005 15:04)
zay vao ao ampandriana vao hoe: in ndray aza izany paille de fer be zany.?????
10. kally ( 25/07/2005 15:04)
Mba lalina koa izany lehilahy hivoaka ihany vao mandro izany kah! tokony samy hahava-tena na lahy na vavy kosa e! madio tsara daholo fa rehefa ianareo lehilahy anieno maloto sy tsy mahava-tena dia ny sipanareo sy ny vadinareo no ho afa-baraka hoe dia tsy vatran'ilay kalakely mihitsy ilay vadiny.Nefa ianareo angaha zazakely fa ianareo no te ho kamo velona any.
11. mandrindra ( 25/07/2005 16:00)
fasaly, ny valin'ilay fanontaniana ery ambony dia eny.
Marina io tenin'i booboo io fa efa be ny lehilahy azo atao hoe jejo mihitsy ankehitriny.
12. Anah ( 26/07/2005 06:42)
tsy ratsy ilay lohahevitra.
mety ho ianareo mamaly eto no jejo fa ny hafa, asa na manao ahoana.
ny ahy ny tiko dia ny mahita lehilahy miharatra isan'andro, zany hoe hita hoe madio ny tavany, mahafinaritra ny mijery azy eny andalana eny.
13. fasaly ( 26/07/2005 07:37)
mandrindra: de manja be ve le kotian'ni sipa?mbo tanantarao hoe de taiza???

14. isrine ( 26/07/2005 14:38)
f'angaha moa misy hafa @ fikotin'ny bandy ny fikotin'ny sipa? mitovy ihany , saingy ny vehivavy rehefa mikoty tsy be zavatra lazaina toy ny lehilahy: manitatra resaka. maninona raha tonga de hitsiana ny tiana lazaina.
15. fasaly ( 26/07/2005 14:47)
hoe: je te kieffe gravy lol!!!
16. lilbon ( 27/07/2005 04:52)
NY lehilahy malagasy njay aloha na tsy jejo aza de madio foana na ao an-trano na mivoaka azafady an!
zay kou ve raha hikoty anareo vehivavy de hanao direct be zany kle !tsy maintsy omena ny tailana kosa aloha nareo e !
f'angaha mou ny volom-bava tsy esorina isaan'andro de milaza fa maloto ny oll iray ?
ndraindray zay mba te ahalala hoe ahoana ny endrikay raha manao volom-bava de indraindray zay mba mr clean!
fa zay ange milay fona na misy volom-bava na tsy misy e!
17. kally ( 27/07/2005 07:32)
lilbon:

zay kou ve raha hikoty anareo vehivavy de hanao direct be zany kle !tsy maintsy omena ny tailana kosa aloha nareo e !


Lilbon> Tailaninao hay ny resaka ka hitako no tsy mandeha indraindray.
Tandremmo ary madio am-boalohany fotsiny, mody rehefa hikôty ihany fa nony injay pezy dia lasa izao ny tsy mivak'l.


18. fasaly ( 27/07/2005 17:53)
libon:
marina ny anjy, raha bandy mikoty aloha de aleoko le ilay mody mapiresaka elaela e! mahafinaritra be fa lay tonga de miseho ny maha-bata be tsa mamely, mahatoky tenany loatra de tsy misy charme.
19. fijo ( 27/07/2005 21:34)
aiza kosa no avy dia hoe tiako ianao dia ahoana ny valiny le.ratsy sipa gaigy izy ko hilatsaa amin'iznay.
isrine a,bandy varatra izany tsy misasa raha tsy hivoaka izany.
20. mandrindra ( 28/07/2005 11:00)
fasaly:

hoe: je te kieffe gravy lol!!!



Ohatran'izay mihitsy ilay fiaingany, ary ianao izany anie ka efa mahay e !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.392