gasy

41. kally ( 27/07/2005 07:23)
Aza mamaly mihitsy sonwin a!:lol:
Ny ahy aloha n'inon'inona fivavahany rehefa manaja sy mandala ny fitiavana dia hajaiko.
42. Mifenty ( 27/07/2005 07:44)


mbola tsy tonga ny avany diego sy mazangĂ  kou tsisy aona aza.

any everinao fa tsy silamo no betsaka kou.

Mataotra an'Andriamanitra ( Allah) mihitsy ry zareo ire.

Marina ny tenin'i veloo am zay.
43. scorpion ( 27/07/2005 10:40)
sy mpanasina Mpanjaka. ,maro koa ireo any, sady matahotra an'Andriamanitra.
44. fijo ( 28/07/2005 04:46)
zefalah an,
aza adino,fa ny finoana kristianina dia finoana nampidirin'ny vahiny hanjanahana antsika.noho izany dia tsy finoantsika io,(ny profo dia izao,na dia kristianina aza ny gasy,dia matahotra ody gasy ihay.)matoa matahotra dia mino ny heriny.ary matoa izy io hinoana fa mahery dia,inoana izany fa mahery noho ilay iray vaovao.
ny tena finoan tsika dia ny finoana ny razana sy zanahary.
45. Mifenty ( 28/07/2005 10:26)

d aona ndray ry fijo ry keliberanony sy ny sisa reny a

46. fijo ( 28/07/2005 19:28)
tao anaty finoana gasy ny sikidy sy ny ombiasy.tsy voatery hoe ratsy ireny,fa naratsiana mba hanarian tsika azy.ary tadidio,fa ny olona very na voahozongozona ny finoany dia olona mora lemena sy atao izay itiavana azy.(dia izao mahazo antsika izao,no vokany)
ary farany,fantarao ve fa aty europa no tena mahazo vola ireo marabou sy ny karazany ireo.antony;efa manomboka tsy mino ny finoany intsony koa ny vazaha ,ka mitady hiverina amin'ny finoana fahiny(primitive)
izany hoe enao nesoriny tamin'ny anao,fa izy mitady lalana hiditra ao;ka anjaranao no misaina.
47. Mifenty ( 28/07/2005 20:41)


raha azoko tsara ilay tian'i Fijo tenenina dia tonga amin'ilay hoe ny tondroin'ny tanany hafa ary ny lazain'ny vavany hafa.

Ozy le ira zay oe

"Aleo ndray hono ny gidro no mba hanan-taranaka fa nenareo (gasykely) fero ny isan'ny zanaka"

sy ilay hoe

"arovy ny ala nareo tsy ho may mba ho fitsangatsangananay rahatrizay".
48. scorpion ( 29/07/2005 05:36)
fijo>ok ok ok,izany mihitsy
49. LazaRandri ( 05/08/2005 20:11)
fijo:

tao anaty finoana gasy ny sikidy sy ny ombiasy.tsy voatery hoe ratsy ireny,fa naratsiana mba hanarian tsika azy.

:arrow:Ratsy mihitsy ireny. Ny sampy sy izay rehetra ivavahany sy itokisany aza TSY manam-pahefana amin'ny zavatra rehetra akory. Ireny no antsoina hoe "antichrist". "ary ny fanahy rehetra izay tsy manaiky an'i Jesosy dia tsy mba avy amin'Andriamanitra; ary izany no fanahin'ny antikristy, izay efa renareo fa ho avy sady efa eo amin'izao tontolo izao sahady izy." 2Jaona4:3


fijo:
ary tadidio,fa ny olona very na voahozongozona ny finoany dia olona mora lemena sy atao izay itiavana azy..

- Raha ny finoana ny marina no voahozongozona dia olona mora lemena.
- Raha ny finoana ny tsy marina toy ny "antichrist" no ialana sy soloina ny finoana ny marina, dia olona mahay manavaka ny mazava sy maizina.
50. routa ( 07/08/2005 10:05)
de ahoana ry reto ny musulman nefa ry zareo tsy mino an ' Jesosy nefa ry zareo betsaka be an!ary mivavaka
51. zefalah ( 07/08/2005 13:44)
routa>> iza mila anao fa tsy mino any jesosy ny musulman?
lazaiko anao ,fa ny musulman no tena farany mino an'jesosy toponareo io..fa ny fomba inoany azy no afa ...satria nareo milaza fa Jesosy dia zanak'Andriamanitra..fa ny musulman kosa dia milaza fa Jesosy dia irak'Andriamanitra.
satria ny musulman tsy mino Andriamanitra akotran'Andriamanitra..ary Andriamanitra tsy niteraka ary tsy nateraka,ary tsy misy zavatra mitovy aminy na aiza na aiza!!
musulman ry routa dia mino fa Jesosy dia tonga nanavotra ny zanak'I Israel,fotsiny...fa tsy zanak'Andriamanitra na Andriamanitra arakiny voalazanareo
52. routa ( 08/08/2005 04:25)
tsy zany ny fahaizako azy tsinona ko na io lazainao azy io aza de tsy mino izy zany e!
ny ahy koa aloha tsy misy Andriamanitra afatsy i JEHOVAH hiany e!de zao e de voavonjy zany ny musulman
de ahoana ary ity zany ry zefalah jaona toko 1 andininy ahoana io ?
53. LazaRandri ( 08/08/2005 04:30)
Ny azo lazaina angaha dia hoe TSY mino an'i Jesosy ny Silamo fa mametaveta ny anarany.

Tantara (fa tsy finoana) tsy inoan'ny Silamo:
- Maty teo amin'ny hazo fijaliana Izy
- Nitsangana tamin'ny maty Izy
- Zanak'Andiamanitra Izy

Andao ary mody atao hoe profety araka ny filazan-dry zareo i Jesosy. Ny profety anefa tsy mandainga (raha tsy hoe sandoka), dia nandainga izany i Jesosy nandritry ny fampianarany iray manontolo? :)
54. bichette ( 08/08/2005 13:17)
mampatahoatra daholo zany rehetra izany fa mampihozongozona
55. marozevo ( 17/08/2005 20:50)
zefalah > Ao aloha ao efa misy loha hevitra milaza zavatra maro momba ity. Ilay hoe SAMY MIANTSO NY MASINA natolotr'i fmr. Vakio aloha ny voalaza ao zay vao tohizo indray ny resaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0821