Ny nofinareo ve ?

21. ari.malala ( 01/08/2005 11:26)
HeryLo, iza no nampianatra ê! :):-D:-P
22. ollie ( 01/08/2005 18:24)
:-D:-D:-D:-D :°):°):°) :P:P:P
23. fijo ( 01/08/2005 22:00)
ary rehefa manofy mikaly dia ahoana le
24. Veloo ( 02/08/2005 20:13)
fijo a dia hatavy be =))=))=))
hps tena mampime ndray iny =))=))=))=))
Nareo angaha tsy mba mahay ny dikan'ny nofy nolazain'ny taolo?
25. fijo ( 03/08/2005 20:32)
mba lazao hoe ry veloo
26. ari.malala ( 04/08/2005 14:45)
fijo, refa manonofy mikaly d matavy b refa mifoha :)

veloo, in ky zany dikan'ny nofy zany?
27. fijo ( 04/08/2005 21:43)
izany tokoa ve.nefa tsy manofy hafatsy kally.kaly mantsy e
28. ari.malala ( 05/08/2005 11:57)
29. fijo ( 09/08/2005 21:26)
kaly aby moa izany ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4774