Ny nofinareo ve ?

1. sariaka ( 23/07/2005 06:25)
Hono ho'aho,ny nofinareo ve mandrotsirotsy anareo sy mampatory anareo bebe kokoa foana sa.. Ny ahy indraindray na matetika dia vao mainka manaitra na mampiasa saina na mampivarahontsana ilay nofy dia vao mainka taitra na tsy ampy torimaso. Ohatra manonofy manao fanadinana nefa efa afaka tamin'iny.. na manononofy zavatra hafa toy ny olona mamono olona amin'ny antsy sns....Dia mahasosotra ny mieritreritra azy avy eo ary lasa nofy mampiasa saina !!!!
novalian'i fijo ny 09/08/2005 21:26
2. Lov ( 23/07/2005 09:46)
Arakarak'le nofy ihany io ry nama an ! Fa tranga miseho tokoa moa : le mametra-panontanina @ le nofy avy eo: Hoe De ahoana tokoa moa izany raha tsy nofy iny ? Ary iny no mahatonga le torimaso tsy ampy, satria lasa mieritreritra le neg sy pos-n'lay nofy. Tohizana eritra2 le nofy. Efa tsy pass normal tsomy anefa le izy @ zay !
3. isrine ( 24/07/2005 08:11)
rehefa manonofy ratsy hono dia avadika ny ondana na mivadiha position
4. scorpion ( 24/07/2005 08:15)
raha ho nofy ihany...
5. isrine ( 25/07/2005 13:43)
hihihi.......
6. sariaka ( 25/07/2005 13:54)
hoy i Lov hoe, dia ahoana tokoa moa izany raha tsy nofy iny, tsy dia any loatra anie no tiako anontaniana fa ilay hoe misy ho'aho ny nofy mahatonga anao ho ratsy torimaso, izany hoe eo am-panofisana eo dia lasa taitra tsy mahita tory tsara intsony fa tsy mba hoe mahita tory tsara dia mitantara iny ny maraina, fa tsy hoe raha ho nofy ihany sns.(scorpion).. Misaotra ihany aloha namaly ny fanontaniana e.
7. mandrindra ( 25/07/2005 15:43)
amin'ny mahanofy azy dia eritreritra sendra nandalo fotsiny iny fa tsy zavamisy. Noho izany ataovy sahala amin'ny fampiasanao solosaina, tonga dia fafao izay tsy hilaina ary aza avela hijanona ao amin'ny corbeille akory fa ataovy tsy hita manjavona mihitsy. Avy eo ianao miverina midodo tsara.
8. fijo ( 26/07/2005 04:35)
isrine ,manofy ve dia ahatsiaro tena hoe andeha hivadika aloha?
9. ari.malala ( 26/07/2005 07:00)
:) fijo, ka mety tsy tena natory izy zany d nahatsiaro ko! :)

misy nofy mamy b tsy tina hifarana mintsy fa satry hiainana fôna d misy nofy ratsy mampitahotra ka! ny ahy zao ny nofy ratsy farak'izay mampitahotra ana, efa niverina in-3 zay d we maty ny zanako, fa isaorako Andriamanitra fa soa fa nofy ihany!!!
10. isrine ( 26/07/2005 13:58)
fijo: ka ny tenin'ilay nametraka sujet anie de hoe: misy ny nofy mampatahotra de tsy mety mampahita tory tsony avy eo.
à ankapobeny anie rehefa manonofy ratsy de taitra e. sa ny anareo tsy toy izany?
11. sonwin ( 26/07/2005 14:03)
fa ohatran ahona aza zany manonofy zany:roll:
12. mandrindra ( 26/07/2005 15:37)
nofiso dia ho hitan'i sonwin
13. fijo ( 26/07/2005 20:30)
za aloha le hanofy tsy dia misy matetika io e.za tsinoan vizana avy eto avy dia miroro be avy eo;
14. ari.malala ( 28/07/2005 06:45)
nofy ratsy, matetika tokoa manaitra fa refa tsy eritreretina anie iny adino hoazy ê! fa matetika atao an-tsaina... za zay in-3 nanonofy we maty ny znako fa mbola velona soa amantsara miriaria salama tsara ny zanako... :) aza atao an-tsaina be loatra fa manimba saina ê! :)
15. fijo ( 28/07/2005 21:16)
ka raha olona nofisina maty anie hono ka ela velona e
16. HeryLo ( 29/07/2005 05:28)
SARIAKA > Lay endrikao mibaliaka
Lay tsikinao magique
Sourire ka magnifique
Toetra sympathique
[b]No nofiko SARIAKA(l)(l)(l)(l)
:*:*:*:*:*
17. scorpion ( 29/07/2005 07:08)
delarasio damoro zany an
18. ari.malala ( 29/07/2005 11:38)
tena be aritsta ato an! i HeryLo anisany :)
19. hps ( 31/07/2005 18:59)
:lol:Rehefa manonofy enjehin'ny biby masiaka dia ho tafi-tohina ka mitandrema:-$ rehefa manonofy renirano misasasa be dia ho be fandaniana,farehefa manonofy mi-kaka @ pataloha indray dia hahazo vola be:lol:
20. HeryLo ( 01/08/2005 04:44)
hps > philosophien'iza kou zany klé ?
ari.malala > io fa tady hamily resaka njjay izy io an !!
NOFY no lohahevitra fa tsy herylo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2757